Meubles Haingon'Ala

Meubles Haingon'Ala Orinasa malagasy mpanamboatra fanaka. Matihanina amin'ny asany nandritra ny roa ambin'ny folo taona.

12/01/2022

Salama tompoko !

Ny Meubles Haingon'Ala dia mirary soa antsika rehetra @ ity taona 2022 vaovao ity ! Ny ekipa iray manontolo dia mametraka ny fialantsiny noho tsy fahafahana namaly araka ny tokony izy anareo mpanaraka ny pejy hajaina.

Manomboka @ ity taona vaovao ity dia afaka hiverina hiserasera isika tompoko.

Misaotra sy mankasitraka anareo tompoko.

Tonga indray ary ny placard cuisine 😍 @ vidiny mirary dia mirary 370 000 Ar βœ”οΈ izay en bois de pin βœ”οΈ ho an'izay mbola t...
03/02/2020

Tonga indray ary ny placard cuisine 😍 @ vidiny mirary dia mirary 370 000 Ar βœ”οΈ izay en bois de pin βœ”οΈ ho an'izay mbola tsy nahazo πŸ˜‰.

'ALA

Tonga ho antsika indray ary ny entana vaovao πŸ˜‰:βœ”οΈ Dressing Γ  695 000 Ar  πŸ‘‰ Izay en bois de pin atrany πŸ˜πŸ˜‰. Mankasitraka a...
22/01/2020

Tonga ho antsika indray ary ny entana vaovao πŸ˜‰:
βœ”οΈ Dressing Γ  695 000 Ar
πŸ‘‰ Izay en bois de pin atrany πŸ˜πŸ˜‰. Mankasitraka antsika rehetra.

'ALA

Disponible indray ary ny :βœ”οΈ Lit superposΓ© 3 places avec 2 tiroirs Γ  635 000 Arβœ”οΈ Placard Γ  chaussures  Γ  370 000 Ar πŸ‘‰ I...
20/01/2020

Disponible indray ary ny :
βœ”οΈ Lit superposΓ© 3 places avec 2 tiroirs Γ  635 000 Ar
βœ”οΈ Placard Γ  chaussures Γ  370 000 Ar
πŸ‘‰ Izay miady varotra daholo 😍😊.
πŸ‘‰ Izay en bois de pin atrany πŸ˜πŸ˜‰. Mankasitraka antsika rehetra.

'ALA

Disponible indray ary ny :βœ”οΈ Ny placard de cuisine suspenduβœ”οΈ Porte chaussures Izay en bois de pin atrany πŸ˜πŸ˜‰. Mankasitra...
09/01/2020

Disponible indray ary ny :
βœ”οΈ Ny placard de cuisine suspendu
βœ”οΈ Porte chaussures
Izay en bois de pin atrany πŸ˜πŸ˜‰. Mankasitraka antsika rehetra.

'ALA

Disponible indray ny :βœ”οΈ Lit 2 Places πŸ›οΈβœ”οΈ Lit superposΓ© 3 places βœ”οΈ Porte chaussures Izay en bois de pin daholo ☺️ hano...
06/01/2020

Disponible indray ny :
βœ”οΈ Lit 2 Places πŸ›οΈ
βœ”οΈ Lit superposΓ© 3 places
βœ”οΈ Porte chaussures
Izay en bois de pin daholo ☺️ hanokafana ity taona vaovao 🍾πŸ₯‚πŸ˜‰ ity. Mankasitraka antsika rehetra.

'ALA

L'Γ©quipe de Meubles Meubles Haingon'Ala vous souhaite une bonne et heureuse annΓ©e 2020 πŸŽ‰πŸŽŠπŸΎ avec tous nos meilleurs vΕ“ux....
01/01/2020

L'Γ©quipe de Meubles Meubles Haingon'Ala vous souhaite une bonne et heureuse annΓ©e 2020 πŸŽ‰πŸŽŠπŸΎ avec tous nos meilleurs vΕ“ux.

'ALA

Mbola disponible ny fandrina 2 Places en bois de pin πŸ›Œ ho an'izay mbola tsy nahazo πŸ˜πŸ˜πŸ˜‰  'ALA
23/12/2019

Mbola disponible ny fandrina 2 Places en bois de pin πŸ›Œ ho an'izay mbola tsy nahazo πŸ˜πŸ˜πŸ˜‰

'ALA

Meubles Haingon'Ala dia meubles ho antsika rehetra tsia akanavaka πŸ˜‰πŸ˜ŠπŸŒ²CanapΓ© et table basse en osier 😍 'ALA
19/12/2019

Meubles Haingon'Ala dia meubles ho antsika rehetra tsia akanavaka πŸ˜‰πŸ˜ŠπŸŒ²

Canapé et table basse en osier 😍

'ALA

Latabatra sy seza ho antsika rehetra πŸ˜‰πŸ˜ 'ALA
18/12/2019

Latabatra sy seza ho antsika rehetra πŸ˜‰πŸ˜

'ALA

Tonga ho anao ny table de nuit πŸŒƒ @ vidiny mirary dia mirary 😍 ho an'ity volana desambra ity πŸŽ…β˜ΊοΈπŸ˜‰ 'ALA
17/12/2019

Tonga ho anao ny table de nuit πŸŒƒ @ vidiny mirary dia mirary 😍 ho an'ity volana desambra ity πŸŽ…β˜ΊοΈπŸ˜‰

'ALA

Ny Meubles Haingon'ALA πŸŒ²πŸŒ²β˜ΊοΈπŸ˜‰ dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra  volana desambra ity.πŸŽŠπŸ˜‡ 'ALA
14/12/2019

Ny Meubles Haingon'ALA πŸŒ²πŸŒ²β˜ΊοΈπŸ˜‰ dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra volana desambra ity.πŸŽŠπŸ˜‡

'ALA

Address

Ankadimbahoaka
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:30
Tuesday 08:00 - 16:30
Wednesday 08:00 - 16:30
Thursday 08:00 - 16:30
Friday 08:00 - 16:30
Saturday 08:00 - 13:30

Telephone

0341214038

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Meubles Haingon'Ala posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share