Eurêka Tout pour la maison

Eurêka Tout pour la maison Pour une maison pleine de vie et de couleurs, équipez-vous d’articles tendances chez Eurêka 🏡

📍 Eurêka – Anosivavaka
+261 38 89 936 11
📍 Eurêka – Ankadimbahoaka
+261 34 02 293 22
📍 Eurêka – Ankorondrano
+261 02 252 81
📍 Eurêka – Tamatave
+261 38 41 293 01
📍 Eurêka – Nosy Be
+261 34 41 293 49

✨ Safidio ny vera mifanaraka amin’ny fotoana rehetra ! 🥂Te hanatsara ny latabatrao ve ianao, sady te hiara-hifaly amin’n...
02/09/2026

✨ Safidio ny vera mifanaraka amin’ny fotoana rehetra ! 🥂

Te hanatsara ny latabatrao ve ianao, sady te hiara-hifaly amin’ny namana sy ny fianakaviana ? 😍
Tongava aty amin’i Eurêka fa hahita vera isan-karazany mifanaraka amin’ny zava-pisotro tianao

Koa safidio izay vera tianao ary ataovy miavaka kokoa ny fotoana iarahana! ✨

📍 Eurêka - Anosivavaka, Ankadimbahoaka, Nosy Be
🌐 Azonao jifaina ihany koa ao amin’ny www.eureka.mg
📲 038 62 497 03

Ireto indray ary ny best-seller tamin'ity volana ity e ✨Iza no mbola tsy nahazo?📍 Miandry anareo aty amin'ny Eurêka Anos...
31/08/2026

Ireto indray ary ny best-seller tamin'ity volana ity e ✨
Iza no mbola tsy nahazo?
📍 Miandry anareo aty amin'ny Eurêka Anosivavaka, Ankadimbahoaka, Ankorondrano, Nosy Be ary Tamatave izahay
🌐 www.eureka.mg
📲 038 62 497 03

Anisany mbola mampiavaka ny Eurêka ny tissus e? Sa tsy izany? 😊Ireto ary misy modele-na tissu d'habillement indray 🥰Iza ...
29/08/2026

Anisany mbola mampiavaka ny Eurêka ny tissus e? Sa tsy izany? 😊
Ireto ary misy modele-na tissu d'habillement indray 🥰
Iza no tianareo indrindra?

📍Eurêka - Anosivavaka, Ankadimbahoaka, Ankorondrano, Tamatave
📲 038 62 497 03

Ao amin’ny Tiakaly Food Festival ary ny fotoanantsika androany sy rahampitso 🤩
29/08/2026

Ao amin’ny Tiakaly Food Festival ary ny fotoanantsika androany sy rahampitso 🤩

Efa manakaiky indray ny fidiran'ny mpianatra.. 🫣Efa vonona tsara daholo ve? 😀Sao dia tokony havaozina kely ilay efitran'...
27/08/2026

Efa manakaiky indray ny fidiran'ny mpianatra.. 🫣
Efa vonona tsara daholo ve? 😀
Sao dia tokony havaozina kely ilay efitran'ny ankizy ao, sa ahoana?

📍Eurêka Anosivavaka
🌐 Azonao jifaina ihany koa ao amin’ny www.eureka.mg
📲 +261 38 62 497 03

25/08/2026

✨ Construisez la cuisine de vos rêves avec Eurêka ✨

Une cuisine moderne, élégante et raffinée, où chaque détail compte. 🤍

Des lignes épurées, des couleurs intemporelles et des finitions élégantes pour créer un espace à la fois chic, fonctionnel et chaleureux. 🏡

🤎 Des teintes sophistiquées
✨ Des finitions raffinées
🖤 Un design moderne
🍽️ Un espace pensé pour partager et profiter

Chez Eurêka sur mesure, donnez vie à la cuisine dont vous avez toujours rêvé et créez un intérieur qui vous ressemble.

#

Alloooo? Iza daholo ilay aty Tamatave ? 🌴Ao mba asio présence kely hoe 🥳Rahampitso ary ny fotoanantsika manomboka amin’n...
23/08/2026

Alloooo? Iza daholo ilay aty Tamatave ? 🌴
Ao mba asio présence kely hoe 🥳
Rahampitso ary ny fotoanantsika manomboka amin’ny 10 ora ao amin’ny magazay vaovao ✨
📍Boulevard Labourdonnais, akaikin’ny maison de retraite

Toerana vaovao.Magazay vaovao.Eurêka vaovao. ✨Mety ho aiza ary izay mahay oo? 😉Mba lazao anay ao amin’ny commentaire hoe...
21/08/2026

Toerana vaovao.
Magazay vaovao.
Eurêka vaovao. ✨
Mety ho aiza ary izay mahay oo? 😉
Mba lazao anay ao amin’ny commentaire hoe 🥰

Andao hiaraka hilalao indray ☺️Ianareo ve efa nividy zavatra taty aminay? Mba asehoy anay hoe ny "coin Eureka" ao aminar...
19/08/2026

Andao hiaraka hilalao indray ☺️
Ianareo ve efa nividy zavatra taty aminay? Mba asehoy anay hoe ny "coin Eureka" ao aminareo? 🥰
Meubles, Textile, Linge de maison, art de la table alefao ao amin'ny commentaire ao 🥳
Ireto avy ary ny fitsipiky ny lalao :
1️⃣ Alefaso ao amin'ny commentaire ny sary
2️⃣ Partageo en mode public ity publication ity
3️⃣ Abonneo ny pejy Eureka tout pour la maison
🎯 Aza adino ny miantso namana telo hiara-hilalao amintsika !

Mifarana amin'ny 31 Aogositra ho avy izao ny lalao 🥰...........................................................................................
🥳 Et si on jouait ensemble ? ☺️

Vous avez déjà acheté quelque chose chez nous ? 🥰
Alors, montrez-nous votre « coin Eurêka » chez vous ! 🏠✨

Meubles, textile, linge de maison, art de la table…📸
Partagez-nous vos petits coins Eurêka en commentaire ! 🥳

🎯Voici les règles du jeu :

1️⃣ Publiez votre photo en commentaire de cette publication 📸
2️⃣ Partagez cette publication en mode public 🔄
3️⃣ Abonnez-vous à la page Eurêka – Tout pour la Maison 💙

🎯 Et n’oubliez pas d’inviter 3 amis à participer avec vous !

⏰ Le jeu se terminera le 31 août 🥰

Alors, à vos photos ! 📸✨
Montrez-nous votre coin Eurêka ! 💙

🔥 Ny fitaovana ilainao ao an-dakozia, ato amin’ny Eurêka! 🔥Te hanamora ny fandrahoan-tsakafo sy ny fiainana andavanandro...
17/08/2026

🔥 Ny fitaovana ilainao ao an-dakozia, ato amin’ny Eurêka! 🔥

Te hanamora ny fandrahoan-tsakafo sy ny fiainana andavanandro ve ianao? 😍
Misy ireo fitaovana ilaina ao an-tokantrano isan-karazany ato amin'ny Eurêka

Na mikasa hanavao ny fitaovana ao an-dakoziao ianao, na mitady fitaovana vaovao hanamora ny fiainana, Eurêka dia manana izay ilainao! 🏠✨

📍 Eurêka - Anosivavaka, Ankadimbahoaka, Nosy Be
🛒 Afaka vidianao ao amin'ny www.eureka.mg ihany koa ireo
📲 038 62 497 03
------------------------------------------------------------------------------------------------
🔥 Tout ce qu’il vous faut pour cuisiner… et bien plus encore ! 🔥

À gaz ou pour vos besoins en énergie, découvrez nos appareils disponibles chez Eurêka pour vous accompagner au quotidien ! 🏠✨

Que ce soit pour équiper votre cuisine, préparer de bons moments en famille ou assurer une solution d’appoint en énergie, Eurêka vous accompagne avec des équipements adaptés à vos besoins. 💙

📍 Eurêka - Anosivavaka, Ankadimbahoaka, Nosy Be
🛒 Et faites aussi vos achats en ligne sur www.eureka.mg
📲 038 62 497 03

Address

Anosivavaka, Zone 2 Business Park
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:00
Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:30 - 17:00
Saturday 08:30 - 17:00

Telephone

+261388993611

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Eurêka Tout pour la maison posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Eurêka Tout pour la maison:

Shortcuts

Share

Category