Agrivet

Agrivet AGRIVET dia orinasa matihanina eo @ sehatry ny fambolena sy fiompiana

Raha mila fanazavana fanampiny, antsoy izahay :

Fambolena : 038 06 382 61
Fiompiana: 034 49 510 29
Fahadiovana : 034 49 510 38

Azonao antso izahay ny Alatsinainy hatramin'ny zoma- 8ora maraina hatramin'ny 05 ora tolak'andro

❓ Raha omena safidy ianao...Hivezivezy hitondra vokatra in-5 sa indray mandeha monja? 🤔Tsy sarotra ny valiny, sa tsy iza...
18/08/2026

❓ Raha omena safidy ianao...

Hivezivezy hitondra vokatra in-5 sa indray mandeha monja? 🤔

Tsy sarotra ny valiny, sa tsy izany? 🙂
👉 Izany no antony isafidianan'ny tantsaha maro ny Kibota + Remorque.

✅ Mitsitsy fotoana
✅ Manamora ny asa
✅ Mampihena ny havizanana eny an-tsaha

Misy karazany 2 azo isafidianana ao amin'ny showroom Alarobia :
🔸 Remorque 800 kg
🔸 Remorque 1 500 kg

📞 Filan-kevitra : 034 49 502 09 | 038 11 589 32



  Partenaire du Salon de l’Industrie et du Commerce ! 🚜Du 20 au 22 août, retrouvez-nous Stade Barea P1, Stand S2 avec :👉...
17/08/2026

Partenaire du Salon de l’Industrie et du Commerce ! 🚜
Du 20 au 22 août, retrouvez-nous Stade Barea P1, Stand S2 avec :

👉 Le tracteur 35 CV
👉 Le CHANGCHAI et sa
👉 Nos croquette Petica pour chiens adultes
👉 Les JUMBO

Notre banque partenaire, , nous accompagnera !

On vous attend nombreux ! 🇲🇬🚜

Fantatrao ve fa ity   ity dia :Azo amboarina araka ny filàn'ny fambolena✅ Halalin'ny famafazana✅ Elanelan'ny andalana✅ H...
15/08/2026

Fantatrao ve fa ity ity dia :

Azo amboarina araka ny filàn'ny fambolena
✅ Halalin'ny famafazana
✅ Elanelan'ny andalana
✅ Habetsahan'ny voa afafy

Mahazaka masomboly hatramin'ny 10 kg ary azo ampiasaina amin'ny karazana voly maro toy ny
👉katsaka
👉vary
👉 sorgho
👉 soja
👉voanjo
👉 sns

⚠️ Vitsivitsy sisa ihany koa no azo jifaina eny amin’ny Alarobia.
📞 034 49 502 09 | 038 11 589 32

BON PLAN PET FOOD À TANANARIVE !
14/08/2026

BON PLAN PET FOOD À TANANARIVE !

🚨🚨FOTOANA IZAO HAMONOANA IREO BIBIKELY MPANIMBA VOLY🚨🚨Ny Pyrifos-Megafos dia mamono avy hatrany ireo mpandrava fambolena...
14/08/2026

🚨🚨FOTOANA IZAO HAMONOANA IREO BIBIKELY MPANIMBA VOLY🚨🚨

Ny Pyrifos-Megafos dia mamono avy hatrany ireo mpandrava fambolena toy ny :
👉olitra
👉fanday
👉haom-bary
👉tamenaka
👉fandrama
… sns

Tsy mifidy !
📞034 07 748 16

11/08/2026

Nahafinaritra ny fihaonana, satrinay hifampitafa aminareo foana !
🙏 Mankasitraka anareo rehetra ny ekipan’ny !

Na ianareo tonga tao amin’ny FIER MADA Andohatapenaka, na ireo nihaona taminay tao amin’ny Foire Économique de la Région ALAOTRA MANGORO tao Ambatondrazaka. 🙏

👉 Araho tsy tapaka ny pejy ahitanareo ny fihaonana manaraka, mbola maro ny vaovao, torohevitra ary zavatra mahasoa hifampizarantsika eto !

Ilaina be rehefa hamokatra   ny  👉 Manome endrika mitovy sy matihanina ny vokatra👉 Miaro sy mitahiry ny ao anatiny mba t...
07/08/2026

Ilaina be rehefa hamokatra ny

👉 Manome endrika mitovy sy matihanina ny vokatra
👉 Miaro sy mitahiry ny ao anatiny mba tsy hidiran’ny rivotra sy tsy hihena ny kalitao

Na , , na , dia manana habe sy loko isan-karazany mifanaraka amin’ny filàn’ny orinasanao izahay.
📦 Azo jifaina amin’ny “rouleau 600m” aty amin’ny .

Manakory ny voly   ao ? 👨‍🌾🐛Raha sendra misy   mpanimba voly,   no vahaolana mahomby.🌿Ary mba hahazoana vokatra tsara di...
06/08/2026

Manakory ny voly ao ? 👨‍🌾

🐛Raha sendra misy mpanimba voly, no vahaolana mahomby.
🌿Ary mba hahazoana vokatra tsara dia mila omena , elanelanina 2 herinandro
farafakeliny, ny voly mba hitomboany.

📍 Hita eny amin'ny akaiky anao.

Mba azonareo an-tsaina ve ny resaky zareo ireto?Nataon’i Jumbo nahita indray ry karazana bibikely 🤣🤣🤣👉 Na an-trano, na a...
04/08/2026

Mba azonareo an-tsaina ve ny resaky zareo ireto?
Nataon’i Jumbo nahita indray ry karazana bibikely 🤣🤣🤣

👉 Na an-trano, na am-piasana, na am-pialan-tsasatra… , ilay pschit-pschit miaraka amiko n’aiza n’aiza.

📣 BON PLAN TANA !HIFANKAHITA ENY AMIN’NY FIER-MADA INDRAY ISIKA,📍 Stade Makis Andohatapenaka📅 05 – 09 Aogositra 2026Stan...
02/08/2026

📣 BON PLAN TANA !

HIFANKAHITA ENY AMIN’NY FIER-MADA INDRAY ISIKA,
📍 Stade Makis Andohatapenaka
📅 05 – 09 Aogositra 2026

Stand AGRIVET 382 sy 383 ary 384 ihany no adiresy tokana ahitanao ireo na vahaolana ilainao amin’izany : , , …

Vonona hifampizara aminao hatrany ny ekipan’ny !

Address

Lot 01 A Ambohibao
Antananarivo
105

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Agrivet posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Agrivet:

Shortcuts

Share