Eco'Déco

Eco'Déco Eco'Déco conçoit et vend des articles de décoration divers en bois palette.

💥💥  Araraoty ooo"𝐕𝐞𝐧𝐭𝐞 𝐟𝐥𝐚𝐬𝐡"  Eco'Déco🥰🎁 ⛔ Izahay tonga voalohany fa 1️⃣ avy ihany no misy @ ireo an.⛔ Efa ao @ sary ny...
14/03/2024

💥💥 Araraoty ooo"𝐕𝐞𝐧𝐭𝐞 𝐟𝐥𝐚𝐬𝐡" Eco'Déco🥰🎁

⛔ Izahay tonga voalohany fa 1️⃣ avy ihany no misy @ ireo an.
⛔ Efa ao @ sary ny vidiny.

👉 Alefaso MP commande-nao.

Disponible de suite ooo 😎"𝐄́𝐭𝐚𝐠𝐞̀𝐫𝐞 𝐝𝐞́𝐜𝐨 𝐞𝐧 𝐛𝐨𝐢𝐬 𝐝𝐞 𝐩𝐚𝐥𝐞𝐭𝐭𝐞" 💯 natoraly ‼️ Alefaso ao MP ny commandenao. ☎️ 034 27 673 ...
02/03/2024

Disponible de suite ooo 😎

"𝐄́𝐭𝐚𝐠𝐞̀𝐫𝐞 𝐝𝐞́𝐜𝐨 𝐞𝐧 𝐛𝐨𝐢𝐬 𝐝𝐞 𝐩𝐚𝐥𝐞𝐭𝐭𝐞" 💯 natoraly

‼️ Alefaso ao MP ny commandenao.
☎️ 034 27 673 20 na MP

Salama o,Misy modèle maromaro ireto, anotanio MP ny  DEVIS izay mety aminao 😆.Afaka manome modèle hafa ihany koa ianao a...
24/02/2024

Salama o,

Misy modèle maromaro ireto, anotanio MP ny DEVIS izay mety aminao 😆.

Afaka manome modèle hafa ihany koa ianao an.

Misaotra ooo!!!

Mbola manitra be 😁"𝐄́𝐭𝐚𝐠𝐞̀𝐫𝐞 𝐝𝐞́𝐜𝐨 𝐞𝐧 𝐛𝐨𝐢𝐬 𝐝𝐞 𝐩𝐚𝐥𝐞𝐭𝐭𝐞" 💯 natoraly ‼️ Alefaso ao MP ny commandenao. ☎️ 034 27 673 20 na M...
23/02/2024

Mbola manitra be 😁

"𝐄́𝐭𝐚𝐠𝐞̀𝐫𝐞 𝐝𝐞́𝐜𝐨 𝐞𝐧 𝐛𝐨𝐢𝐬 𝐝𝐞 𝐩𝐚𝐥𝐞𝐭𝐭𝐞" 💯 natoraly

‼️ Alefaso ao MP ny commandenao.
☎️ 034 27 673 20 na MP

𝐈𝐳𝐚 𝐝𝐚𝐡𝐨𝐥𝐨 𝐧𝐨 𝐦𝐚𝐳𝐨𝐭𝐨 𝐡𝐢𝐥𝐚𝐥𝐚𝐨 𝐚𝐭𝐨? 🥰 nasiana fanovana ny fandraisana anjara @ lalao, mba hafahin'ny rehetra milalao. 😘Lal...
21/02/2024

𝐈𝐳𝐚 𝐝𝐚𝐡𝐨𝐥𝐨 𝐧𝐨 𝐦𝐚𝐳𝐨𝐭𝐨 𝐡𝐢𝐥𝐚𝐥𝐚𝐨 𝐚𝐭𝐨? 🥰
nasiana fanovana ny fandraisana anjara @ lalao, mba hafahin'ny rehetra milalao.

😘Lalao voalohany miaraka Eco'Déco hatramin'ny faran'ny volana 29/02/2024.

🎁Milalao dia mahazo "etagère" 1️⃣ mirefy ↕️74cm ↔️29cm.

⛔Olona 1️⃣ ihany no hahazo loka ka aza tara an.😁

👉 Marihana fa ny deco vita @ hazo avy @ palette daholo no ataonay.
✅ Afaka mitondra modèle ianao fa maimaimpoana ny manao "devis".

𝐅𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚 :
1- Mentioneo ao @ commentaire daholo ireo havana sy namana reetra tia manaigonaigo trano, zaridaina, sns...
3- Aza adino ny mizara ny lalao any @ compte-nao na any anaty groupe misy anao sy manaraka ny pejy ary 👍

Amin'ny zoma 01 mars 2024 no atao ny fisarihana.

‼️ Izay rehetra nandray anjara t@ lalao ka anao commande hatramin'ny faran'ny volana dia mahazo 𝐑𝐄𝐌𝐈𝐒𝐄🤩.

☎️ Raha hanao commande dia afaka miditra MP, mitondra ny modèle-nao na ao @ ireo entana amidinay ato @ pejy.

Misaotra tompoko

Mety ao @ do**he, salon, sns ... 🥰 "𝐄́𝐭𝐚𝐠𝐞̀𝐫𝐞 𝐝𝐞́𝐜𝐨 𝐞𝐧 𝐛𝐨𝐢𝐬 𝐝𝐞 𝐩𝐚𝐥𝐞𝐭𝐭𝐞" 💯 natoraly 👉 Réf : ETG005Refiny : ↕️ 74cm↔️ 24cm...
21/02/2024

Mety ao @ do**he, salon, sns ... 🥰

"𝐄́𝐭𝐚𝐠𝐞̀𝐫𝐞 𝐝𝐞́𝐜𝐨 𝐞𝐧 𝐛𝐨𝐢𝐬 𝐝𝐞 𝐩𝐚𝐥𝐞𝐭𝐭𝐞" 💯 natoraly
👉 Réf : ETG005

Refiny :
↕️ 74cm
↔️ 24cm
Vidiny (ny iray) :
✅️ 30.000ar (tsy miloko)
✅️ 35.000ar (miloko lasure na vernis)
✅️ 40.000ar (miloko peinture à huile na lasure + vernis)
ℹ️ Izay safidinao ny loko mety aminao rehefa manao commande

⛔ Tsy miaraka @ deco @ sary an 😆

‼️ Alefaso dien'izao ny commandenao.

☎️ 034 27 673 20 na MP

Hoavy manaraka .....Alefaso dien'izao commande nao 😁.
17/02/2024

Hoavy manaraka .....
Alefaso dien'izao commande nao 😁.

🥰 "𝐄́𝐭𝐚𝐠𝐞̀𝐫𝐞 𝐝𝐞́𝐜𝐨 𝐞𝐧 𝐛𝐨𝐢𝐬 𝐝𝐞 𝐩𝐚𝐥𝐞𝐭𝐭𝐞" 💯 natoraly 👉 Réf : ETG004Refiny : ↕️ 15cm↔️ 30cmVidiny (ny iray) : ✅️ 10.000ar (t...
16/02/2024

🥰 "𝐄́𝐭𝐚𝐠𝐞̀𝐫𝐞 𝐝𝐞́𝐜𝐨 𝐞𝐧 𝐛𝐨𝐢𝐬 𝐝𝐞 𝐩𝐚𝐥𝐞𝐭𝐭𝐞" 💯 natoraly
👉 Réf : ETG004
Refiny :
↕️ 15cm
↔️ 30cm

Vidiny (ny iray) :
✅️ 10.000ar (tsy miloko)
✅️ 15.000ar (miloko lasure na vernis)
✅️ 20.000ar (miloko peinture à huile na lasure + vernis)
ℹ️ Izay safidinao ny loko mety aminao rehefa manao commande

⛔ Tsy miaraka @ deco @ sary an 😆

‼️ Alefaso dien'izao ny commandenao.
☎️ 034 27 673 20 na MP

🥰 "𝐄́𝐭𝐚𝐠𝐞̀𝐫𝐞 𝐝𝐞́𝐜𝐨 𝐞𝐧 𝐛𝐨𝐢𝐬 𝐝𝐞 𝐩𝐚𝐥𝐞𝐭𝐭𝐞" 💯 natoraly 👉 Réf : ETG003Refiny : ↕️ 70cm↔️ 44cmVidiny : ✅️ 40.000ar (tsy miloko)...
16/02/2024

🥰 "𝐄́𝐭𝐚𝐠𝐞̀𝐫𝐞 𝐝𝐞́𝐜𝐨 𝐞𝐧 𝐛𝐨𝐢𝐬 𝐝𝐞 𝐩𝐚𝐥𝐞𝐭𝐭𝐞" 💯 natoraly
👉 Réf : ETG003
Refiny :
↕️ 70cm
↔️ 44cm

Vidiny :
✅️ 40.000ar (tsy miloko)
✅️ 45.000ar (miloko lasure na vernis)
✅️ 50.000ar (miloko peinture à huile na lasure + vernis)

ℹ️ Izay safidinao ny loko mety aminao rehefa manao commande

⛔ Tsy miaraka @ deco @ sary an 😆

‼️ Alefaso dien'izao ny commandenao.

☎️ 034 27 673 20 na MP

🥰 "𝐄́𝐭𝐚𝐠𝐞̀𝐫𝐞 𝐝𝐞́𝐜𝐨 𝐞𝐧 𝐛𝐨𝐢𝐬 𝐝𝐞 𝐩𝐚𝐥𝐞𝐭𝐭𝐞" 💯 natoraly 👉 Réf : ETG002Refiny : ↕️ 73cm↔️ 73cmVidiny : ✅️ 50.000ar (tsy miloko)...
15/02/2024

🥰 "𝐄́𝐭𝐚𝐠𝐞̀𝐫𝐞 𝐝𝐞́𝐜𝐨 𝐞𝐧 𝐛𝐨𝐢𝐬 𝐝𝐞 𝐩𝐚𝐥𝐞𝐭𝐭𝐞" 💯 natoraly
👉 Réf : ETG002

Refiny :
↕️ 73cm
↔️ 73cm
Vidiny :
✅️ 50.000ar (tsy miloko)
✅️ 55.000ar (miloko lasure na vernis)
✅️ 60.000ar (miloko peinture à huile na lasure + vernis)
ℹ️ Izay safidinao ny loko mety aminao rehefa manao commande

⛔ Tsy miaraka @ deco @ sary an 😆
‼️ Alefaso dien'izao ny commandenao.
☎️ 034 27 673 20 na MP

Fantatrao ve ny mampiavaka ny "𝙗𝙤𝙞𝙨 𝙥𝙖𝙡𝙚𝙩𝙩𝙚" n'i Eco'Déco ? 🤔🤔🤔✅️Ny hazo avy @ palette dia efa voakarakara manokana tany...
09/02/2024

Fantatrao ve ny mampiavaka ny "𝙗𝙤𝙞𝙨 𝙥𝙖𝙡𝙚𝙩𝙩𝙚" n'i Eco'Déco ? 🤔🤔🤔

✅️Ny hazo avy @ palette dia efa voakarakara manokana tany ivelany. Ireo hazo ireo ihany koa dia voasokajy ho « é𝙘𝙤𝙡𝙤𝙜𝙞𝙦𝙪𝙚 » na mitandro ny zava-boary satria ala voatokana no nakana azy. ❤️

✅️Ny fampiasana azy "𝙧𝙚𝙘𝙮𝙘𝙡é" na koa efa nomena aina faharoa izy ireo ka sady mora no manampy anao handray anjara hiaro ny tontolo iainana. 😊

✅️Azonao anamboarana zavatra maro be ny hazo avy @ palettes toy ny fitoeram-boninkazo, étagère, fanaka, sns. 🥰

✅️Azonao jifaina ato aminay izany ary afaka atao sur-mesure ny refiny sy ny lokony.

Aza misalasala aza miditra MP manotany.

Address

Ambohidratrimo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Eco'Déco posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category