02/09/2026
โผ๏ธ Reto ary ny fanazavana misimisy ho anโreo manontany e โจ
Mandray commande SHEIN zahay, zany hoe raha misy entana ao @ shein tianao dia zahay afaka manafatra azy.
๐ธ Ny prix ao @ shein en $
โ
1$ = 4500ar โ
Raha entana 5,22$ zany ohatra dia toy izao no hijerena ny prix: 5,22$ x 4500ar = 23490 zany hoe 23.500ar no alohanao ary tsy misy frais intsony ny fandefasana azy ร Mada
Ireto avy ny conditions :
๐๐ป mila maka application SHEIN de ao ihany no mijery ny ยซ articles ยป tianao ho hafarana (telechargena ao @ play store na App Store)
๐๐ป Tsy mandray coupon de rรฉduction zahay fa prix normal ihany
๐๐ป acompte 75% no aloha raha mihoatra ny 10$ ny achat anao (na totalitรฉ , zay tianao)
๐๐ป paiement 100% raha 10$ na latsaka
๐๐ป Par mvola na orange money ny paiement, asiana frais de retrait rehefa mandefa vola
๐๐ป Mandoa frais de livraison raha livrena lay entana rehefa tonga , afaka recuperena ihany koa (tsy azo hiadina varotra ny frais de livraison satria tsy izahay no mametraka azy fa ny livreur, manomboka aminโny 4000ar ka hatraminโny 10000ar)
๐๐ป Tsy misy minimum dโachat fa mety foana na entana 1$ ary no vidianao
๐๐ป Isaky ny talata sy sabotsy no fandefasanay ny commande
๐๐ป Tsy mandoa taxe na frais de douane
๐๐ป 10 ร 20 jours ny fahatongavany (tsy fantatra mialoha mihitsy hoe firy andro fa eo anelanelanโio)
๐๐ป Rehefa anao commande de tonga de atao ao anaty panier anao daholo lay articles tianao hafarana dia ny lien anโny panier anao fotsiny no partagenao aminay mba ahafahanay manome devis (afaka omena vidรฉo manoro raha mbola tsy mahay mpartager panier fa tsotra kely)๐ฅฐ
Zay an โจ Mbola misy tsy voavaliko ve ? ๐ฅฐ