Pyunik Madagascar

Pyunik Madagascar Nos Projets:
- course en ligne
-Achat et livraison de marchandises

17/05/2024

Respect à tous ceux qui travaillent dur, en respectant Les autres

02/05/2024

Bonne fête de travail à tous les followers de Pyunik Madagascar.
01/05/2024

Bonne fête de travail à tous les followers de Pyunik Madagascar.

Bonjour daholo ! Inona ary zany ô. Hano aho ihinanako anao?Mirary tontolo andro mahafinaritra e !
30/04/2024

Bonjour daholo ! Inona ary zany ô. Hano aho ihinanako anao?
Mirary tontolo andro mahafinaritra e !

No comment
29/04/2024

No comment

Sary hita tany ho any. Efa akaiky zao ny fialan-tsasatra, aiza no mba tinareo andehanana ?Vangio sy tetezo daholo aloha ...
28/04/2024

Sary hita tany ho any. Efa akaiky zao ny fialan-tsasatra, aiza no mba tinareo andehanana ?
Vangio sy tetezo daholo aloha Gasikara zay vao maika handeha any ivelany e !
Pyunik Madagascar eo foana, raha misy course tinareo hatao an !
Mirary tontolo mahafinaritra.

28/04/2024

Rehefa faran'ny herinandro tahaka izao dia manokana fotoana kely, mba hikarakarana vatana.
Androany dia resaka momban'ny tarehy no toro-hevitra atolotr'i Pyunik Madagascar ho anareo.
Azo atao ao an-trano ity fikarakarana atolotra androany ity.
Zavatra ilaina:
Tantely 1 sotro fihinanana
Huile d'amande douce 1 sotrokely
Vovon-katsaka 1/2 sotrokely
Fikarakarana azy:
Afangaro tsara ireo akora ireo mba ahazo paty. Rehefa vonona dia ahosotra amin'ny tarehy, somary kosehina. Rehefa vita dia kobanina amin'ny rano matimaty. Tsotra sady tsy mandany vola be, ny gommage moa dia tena ilaina amin'izao andro mangatsika izao.
Aza adino foana fa ny pyunik Madagascar dia afaka mamatsy ireo akora ilainao amin'ny fiainana an-davanan'andro an.

28/04/2024

... 😌
>La semaine S18 commence bientôt..☺️

*Vous savez que nous avons une association avec Codal et Netter Madagascar, communément connu avec les produits Diana? 😃

>Si vous avez besoin d'acheter leurs produits, nous pouvons les acheter et les livrer pour vous 🔥

>Bon dimanche à tous!< 🤗

Rehefa sabotsy ohatran'izao de ao an-trano daholo ny ankizy. Dia raikitra ny  hirahira hoe:"noana neny a, goûté neny a."...
27/04/2024

Rehefa sabotsy ohatran'izao de ao an-trano daholo ny ankizy. Dia raikitra ny hirahira hoe:"noana neny a, goûté neny a."
Ty ary misy goûté tsotra sady tsy mila zavatra betsaka.
Afaka ataon'ny ankizy, ahafahany mianatra mahandro saady.

Pyunik Madagascar, miasa ho anao.
26/04/2024

Pyunik Madagascar, miasa ho anao.

Tena tsara ny fihinanana akondro 1 isan'andro. Indrindra ho an'ny olona mpanao fanatanjahatena,ny olona misy olana ao am...
26/04/2024

Tena tsara ny fihinanana akondro 1 isan'andro. Indrindra ho an'ny olona mpanao fanatanjahatena,ny olona misy olana ao amin'ny fo, manana olana eo amin'ny tsy fahitan-tory.
Aza adino mintsy fa Pyunik Madagascar afaka miantsena ho anao an ! Manome vokatra tena vaovao ho anao.

Ces informations :Frais de livraison ville :3 000 arFrais de livraison périphérie :5 000arAussi pour les paiements par m...
25/04/2024

Ces informations :
Frais de livraison ville :3 000 ar
Frais de livraison périphérie :5 000ar
Aussi pour les paiements par mobile money merci de rajouter en plus du montant le frais de retrait.
Merci beaucoup
A vos commandes..

Address

Tanjombato
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261322228107

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pyunik Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Pyunik Madagascar:

Shortcuts

Share