16/12/2024
Ndao isika hifanampy dia hiaraka hifety
Mitohy ny fety ! Eny akorondrano eny indray ny fotoana ny 21 sy 28 Desambra😉
Sehatra malalaka na hoe “Scène ouverte” no fototry ny fety,anefa koa misy ireo “Artiste” handray anjara hitondra ny anjara birikiny !
Tongàva maro ooo!🚀