10/06/2026
✨🥰 CLIENT SATISFAIT 🥰✨
Faly izahay mizara aminareo ny fahafaham-pon’ny mpanjifanay ❤️
Mankasitraka indrindra tamin’ny fitokisana sy ny fividianana :
✔️ Rideaux complets
✔️ Fauteuil tsara kely
✔️ Lit importé
✔️ Matelas Orthopedic
✔️ Table TV
✔️ Table à manger
✔️ Vaisselier
✔️ Table console avec miroir
Ny tanjonay dia ny hanolotra fanaka sy haingon-trano manara-penitra, tsara kalitao ary tena tsara ho an’ny tokatrano tsirairay .
Misaotra tamin’ny fitokisana 😍
Ny fahafaham-ponareo no hery manosika anay hanohy hanome ny tsara indrindra hatrany.
📩 Aza misalasala mandefa hafatra raha mila fanazavana fanampiny.