08/06/2026
🎓 FANADINANA CEPE 2026 : Ataovy ampy tsara sy milamina ny fitaovan'ny ankizy! ✨
Mba ho tony saina sy hifantoka tsara amin'ny fanadinana ny kilonga, dia ireto misy fitaovana mora entina ho azy ireo:
🍲 Sac à repas isotherme
🍱 Boîte à repas
🍼 Gourde isotherme
🍱 Boîte à lunch
🪶 Cale-nuque
👝 Sac banane
Karakarao tsara ny ankizy tsy hiferinaina! 💯
🚀 Efa azo jifaina avy hatrany!
📩 Handrasana amin'ny MP ny kaomandinao na 📞 miantso mivantana ny 034 74 369 65