Agrival Agrifarm

Agrival Agrifarm AGRIVAL dia orinasa matihanina amin'ny famokarana sakafom-biby natokana ho an'ny biby fiompy rehetra

18/09/2026

Toy izao ny fiarahana teto SOAVINANDRIANA ITASY ho an'ny anio niaraka tamin'i KARAVAL๐Ÿ˜

Itanay fa tena liana sy faly tokoa ianareo ka mankasitraka e๐Ÿ™โค๏ธ

Maitso mahery, maitso tsy veryโœ…

Salama e๐Ÿ‘‹Ho anareo any aminโ€™ny faritra ๐…๐€๐‘๐€๐“๐’๐ˆ๐‡๐Ž sy ny manodidina, ho avy izahay ekipanโ€™ny AGRIFARM hanolotra ๐™๐˜ผ๐™ˆ๐™‹๐™„๐™Š๐™๐˜ผ๐™‰๐˜ผ...
18/09/2026

Salama e๐Ÿ‘‹

Ho anareo any aminโ€™ny faritra ๐…๐€๐‘๐€๐“๐’๐ˆ๐‡๐Ž sy ny manodidina, ho avy izahay ekipanโ€™ny AGRIFARM hanolotra ๐™๐˜ผ๐™ˆ๐™‹๐™„๐™Š๐™๐˜ผ๐™‰๐˜ผ๐™‰๐˜ผ ๐™ˆ๐˜ผ๐™„๐™ˆ๐˜ผ๐™„๐™ˆ๐™‹๐™Š๐˜ผ๐™‰๐˜ผ momba ny fiompiana ๐ญ๐ซ๐จ๐ง๐๐ซ๐จ, ๐š๐ค๐จ๐ก๐จ ๐ ๐š๐ฌ๐ฒ ary ๐ค๐ข๐ฌ๐จ๐š.

๐Ÿ—“๏ธNy ๐Ÿ๐Ÿ ๐’๐ž๐ฉ๐ญ๐š๐ฆ๐›๐ซ๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” izao
๐Ÿ•˜Amin'ny 09 ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ
๐Ÿ“Ny toerana ao amin'ny ๐—˜๐˜€๐—ฝ๐—ฎ๐—ฐ๐—ฒ ๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐— ๐—•๐—ข๐——๐—œ๐—ฉ๐—ข๐—ก๐—” ๐—”๐— ๐—•๐—”๐—ก๐—ฌ

โŒ ๐—ง๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎโŒ

Raha mila fanampim-panazavana ianao dia afaka miantso ity laharana ity ๐ŸŽ๐Ÿ‘๐Ÿ–๐Ÿ๐Ÿ๐Ÿ“๐Ÿ๐Ÿ‘๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ“ž
Tongava maro ary o ! ๐Ÿคฉ

"๐“๐”‚ ๐“ฏ๐“ช๐“ฑ๐“ธ๐“ถ๐“ซ๐“ฒ๐“ช๐”ƒ๐“ช๐“ท'๐“ท๐”‚ ๐“ฏ๐“ฒ๐“ธ๐“ถ๐“น๐“ฒ๐“ช๐“ท๐“ช๐“ธ ๐“ฒ๐“ผ๐“ช๐“ท'๐“ช๐“ท๐“ญ๐“ป๐“ธ"

Salama e๐Ÿ‘‹Ho fanampiana sy fanohanana ny sehatry ny fiompiana eto aminโ€™ny faritra ๐’๐จ๐š๐ฏ๐ข๐ง๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐š๐ง๐š ๐ˆ๐ญ๐š๐ฌ๐ฒ sy ny manodidina, ...
17/09/2026

Salama e๐Ÿ‘‹

Ho fanampiana sy fanohanana ny sehatry ny fiompiana eto aminโ€™ny faritra ๐’๐จ๐š๐ฏ๐ข๐ง๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐š๐ง๐š ๐ˆ๐ญ๐š๐ฌ๐ฒ sy ny manodidina, ho avy izahay ekipanโ€™ny AGRIFARM hanolotra ๐™๐˜ผ๐™ˆ๐™‹๐™„๐™Š๐™๐˜ผ๐™‰๐˜ผ๐™‰๐˜ผ ๐™ˆ๐˜ผ๐™„๐™ˆ๐˜ผ๐™„๐™ˆ๐™‹๐™Š๐˜ผ๐™‰๐˜ผ momba ny fiompiana ๐š๐ค๐จ๐ก๐จ ๐Ÿ๐š๐ค๐š๐ง๐š ๐ง๐จ๐Ÿ๐จ,
๐š๐ค๐จ๐ก๐จ ๐ ๐š๐ฌ๐ฒ ๐š๐ซ๐ฒ ๐ค๐ข๐ฌ๐จ๐š.

๐Ÿ—“๏ธNy ๐Ÿ๐Ÿ– ๐’๐ž๐ฉ๐ญ๐š๐ฆ๐›๐ซ๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” izao
๐Ÿ•˜Amin'ny 09 ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ
๐Ÿ“Ny toerana ao amin'ny ๐‚๐‹๐€๐‚ ๐€๐๐“๐‘๐€๐๐Ž๐‘๐Ž๐€ ๐’๐Ž๐€๐•๐ˆ๐๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐€๐๐€ ๐ˆ๐“๐€๐’๐˜
โŒ ๐—ง๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎโŒ

Raha mila fanampim-panazavana ianao dia afaka miantso ity laharana ity ๐ŸŽ๐Ÿ‘๐Ÿ–๐Ÿ๐Ÿ๐Ÿ“๐Ÿ๐Ÿ‘๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ“ž
Tongava maro ary o ! ๐Ÿคฉ

"๐“๐”‚ ๐“ฏ๐“ช๐“ฑ๐“ธ๐“ถ๐“ซ๐“ฒ๐“ช๐”ƒ๐“ช๐“ท'๐“ท๐”‚ ๐“ฏ๐“ฒ๐“ธ๐“ถ๐“น๐“ฒ๐“ช๐“ท๐“ช๐“ธ ๐“ฒ๐“ผ๐“ช๐“ท'๐“ช๐“ท๐“ญ๐“ป๐“ธ"

15/09/2026

Finaritra e๐Ÿ‘‹
Voafidy hanatrika Foara Iraisam-pirenena ao Frantsa ny Agrival ๐Ÿค—
Ho avy tsy ho ela ny momba izany ka aza miala alavitra ny pejy ary oโ˜บ๏ธ

SALON DE Lโ€™AGRONOMIE 2026 Vonona hihaona aminareo indray ny Agrival Agrifarm ๐Ÿคฉ๐Ÿ“… 15 hatramin'ny 17 Septambra 2026๐Ÿ“ Ankats...
14/09/2026

SALON DE Lโ€™AGRONOMIE 2026

Vonona hihaona aminareo indray ny Agrival Agrifarm ๐Ÿคฉ

๐Ÿ“… 15 hatramin'ny 17 Septambra 2026
๐Ÿ“ Ankatso

Aminโ€™ny maha-mpanohana ofisialy ny INVISO GROUP izay orinasa lehibe ikambanana orinasa maro amin'ny resaka fiompiana toy ny Agrival Agrifarm, dia manasa anareo izahay ho tonga hitsidika ny tranoeva misy anay mandritra ireo telo andro ireo. ๐Ÿค—

Ho hitanao ao:
โœ… Ireo vokatra Agrival & Agrifarm
โœ… Torohevitra momba ny fiompiana
โœ… Fahafahana hihaona sy hifanakalo hevitra aminโ€™ny ekipanay

๐Ÿ‘‰Miandry ny fahatongavanareo ary izahay o !

FOIRE INTERNATIONALE DE L'AGRICULTURE - FIA 2026 โ—Andro voalohany anio ary tena maro be tokoa ianareo no tonga nitsidika...
10/09/2026

FOIRE INTERNATIONALE DE L'AGRICULTURE - FIA 2026 โ—

Andro voalohany anio ary tena maro be tokoa ianareo no tonga nitsidika ny tranoevanay๐Ÿฅฐ

Manasa antsika hatrany handalo sy hitsidika fa ety foana izahay hatramin'ny Alahady ary maro be ireo zava-tsoa azonao amin'izany anโœ…

09/09/2026

Toy izao ny ambiansy rehefa nandalo teny IMERINTSIATOSIKA ny ekipan'i KARAVAL AGRIVAL๐Ÿ˜๐Ÿ˜‹

Milay eeeeee !!!๐Ÿ˜‰
Jifao hatrany ny vokatra Agrival Agrifarm fa io no tena azo antoka anโœ…


Foire Internationale de l'Agriculture, de l'Elevage et de la Pรชche - FIA  Anisan'ny mandray anjara amin'ny FIA ny Agriva...
08/09/2026

Foire Internationale de l'Agriculture, de l'Elevage et de la Pรชche - FIA

Anisan'ny mandray anjara amin'ny FIA ny Agrival Agrifarm
Manomboka ny 10 hatramin'ny 13 Septambra izao๐Ÿค—
Eo amin'ny tranoeva laharana 238 no misy anayโ˜บ๏ธ

โœ…Fampirantiana ireo vokatra maro
โœ…Torohevitra ara-teknika maimaim-poana momba ny fiompiana (trondro, akoho fakana nofo, akoho mpanatody lava, kisoa, omby, akoho mpiady, akoho gasy...)
โœ…Hisy ny fizarana goodies sy fanomezana ho anareo mpanjifa izay mitsidika ny tranoeva misy anay

Dieny izao dia amboaro ny fotoananaoโณ
Miandry ny fahatongavanareo ary izahay o ๐Ÿค—

04/09/2026

๐…๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐๐ข๐ก๐š๐ง๐š ๐…๐ž๐ซ๐ฆ๐ž_๐€๐Œ๐๐€๐‹๐€๐•๐€๐Ž

Mankasitraka anao izahay ekipanโ€™ny Agrival Agrifarm nandray anay taminโ€™ny fitsidihana ny ferme fiompiana akoho mpanatody lava tao Ambalavao. ๐Ÿ™

โœ…Marihina fa ny Mah'Atody ny Agrifarm no ompiany eto ary mampiasa ny provandy agrival natokana ho an'ny akoho mpanatody lava ihany koa izy.
โœ…Hita fa tsara ny vokatra atody sady manana calibre lehibe ihany koa.
โœ…Misy koa ireo teknisianina tonga manao ny fitsidihana sy manome torohevitra mahasoa ny mpiompy.

Ianao koa aza misalasala ary manjifa izany eny aminโ€™ny ๐Ÿ“mpaninjara Agrival Agrifarm akaiky anao.

FESTIVAL RODORODON'NY TANTSAHA Andiany faha-4 โ—โ—Maro be ianareo no tonga nitsidika ny tranoevanay ho an'ny anio ka manka...
19/08/2026

FESTIVAL RODORODON'NY TANTSAHA Andiany faha-4 โ—โ—

Maro be ianareo no tonga nitsidika ny tranoevanay ho an'ny anio ka mankasitraka hatrany e๐Ÿฅฐ๐Ÿ™

Aza adino fa mbola eny foana isika hatramin'ny Alahady ka aza misalasala mitsidika an๐Ÿ˜‰โค๏ธ


Address

Lot 01 ร  Ambohibao
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Agrival Agrifarm posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share