Gasy Art Design

Gasy Art Design Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gasy Art Design, Furniture shop, Antananarivo.

🌼🌼
25/01/2023

🌼🌼

Arakin'ny fangatahanareo mpanjifa 😇Dia anao tolotra miavaka sy mora be isika amin'ireto pouf mafatifaty kely anareo iret...
25/01/2023

Arakin'ny fangatahanareo mpanjifa 😇
Dia anao tolotra miavaka sy mora be isika amin'ireto pouf mafatifaty kely anareo ireto

Pouf rond mafatifaty 🌺😉
Carcasse bois traité
Tissu à votre choix
Sur commande
Prix mora be 320 000 Ar

Afaka Tonga dia miditra Mp

Ho an'izay manao commande rehetra amin'ity volana Janoary ity dia mahazo fanomeza SURPRISE avy aty aminay 😉

Andao daholo e 🏃🎉

Mirary taona feno fahombiazana, feno fifaliana, feno fahasambarana ho antsika rehetra 🌻🌼Salon GM 3 2 1 indray no atolotr...
03/01/2023

Mirary taona feno fahombiazana, feno fifaliana, feno fahasambarana ho antsika rehetra 🌻🌼

Salon GM 3 2 1 indray no atolotray ho anareo amin'izao taona vaovao izao 😊

Sur commande izy io an 😉
Prix mirary hatrany
Tissu doux velours, simili cuir, lin ( arak'izay safidinareo mpanjifa hatrany)
Carcasse bois traité
Éponge forte densité

Manasa antsika Ary ho avy ao amin'ny MP e 😊

Salon 2 places + pouf no hatolotray ho anareo 🤗Style scandinave 🌻Miloko mena ❤️Afaka miditra Mp ianareo izay liana te ha...
28/12/2022

Salon 2 places + pouf no hatolotray ho anareo 🤗

Style scandinave 🌻
Miloko mena ❤️

Afaka miditra Mp ianareo izay liana te hanana ohatran'io 😉

Afaka mandray ny modely izay tinareo ihany koa anefa izahay 😊

🇲🇬🇲🇬

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy Art Design posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category