DEC.or.mada

DEC.or.mada vente et publication

Miarahaba tompoko.Mitohy hatrany ny tolotra omenay eto am DEC. or.mada. FORMATION EN MENUISERIE MÉLAMINE.Fidirana manara...
11/01/2024

Miarahaba tompoko.
Mitohy hatrany ny tolotra omenay eto am DEC. or.mada.
FORMATION EN MENUISERIE MÉLAMINE.

Fidirana manaraka : lundi 15 anvier.
Faharetany : une semaine.

Aza misalasala ary miantso avy hatrany : 0341768960

FORMATION EN MENUISERIE MÉLAMINESarotra ny mitady asa ankehitriny satria mitaky mari-pahaizana ambony izany. Ao koa iana...
15/09/2023

FORMATION EN MENUISERIE MÉLAMINE

Sarotra ny mitady asa ankehitriny satria mitaky mari-pahaizana ambony izany. Ao koa ianareo zay te hampitombo ny fahaizana.

Natao ho anao ary ity fampiofanana ity.
Toerana cité Itaosy.
Tél 0341768960

Salama tompokoMitohy indray ny FORMATION EN MENUISERIE MÉLAMINE eto am DEC.or.mada. Aza misalasala ary manantona ny ange...
31/08/2023

Salama tompoko
Mitohy indray ny FORMATION EN MENUISERIE MÉLAMINE eto am DEC.or.mada.
Aza misalasala ary manantona ny angence misy anay eto am cité Itaosy na miantso avy hatrany ny tél 0341768960.
Tsy ho diso anjara koa ianareo aty am faritrany.

Fisoratana anarana misokatra isanandro.

Miarahaba tompoko.Izahay eto am DEC.or. mada dia faly manolotra fianambidy goavana hoanireo izay mbola te hianatra asa n...
26/06/2023

Miarahaba tompoko.
Izahay eto am DEC.or. mada dia faly manolotra fianambidy goavana hoanireo izay mbola te hianatra asa nefa tsy mbola nahazo.

MIANTSOA AVY HATRANY ARY : 0341768960.

Manao ny asa melamine rehetra ihany koa ny equipe eto aminay ary efa zadraharaha. Vonona ihany koa hiara miasa amitsika rehetra.

Vague manaraka.
Lundi 03 juillet jusqu'au samedi 08 juillet. ( Cours normal.)

Toerana : cité Itaosy.

Salama tompoko.Ndao ndray ary zay te hianatra e. PROMOTION FORMATION EN MENUISERIE MELAMINE eto am DEC.or. Mada.MIANTSO ...
17/06/2023

Salama tompoko.
Ndao ndray ary zay te hianatra e. PROMOTION FORMATION EN MENUISERIE MELAMINE eto am DEC.or. Mada.

MIANTSO AVY HATRANY: 0341768960.
TOERANA : Cité itaosy.

Mankasitraka indrindra tompoko.

Mitohy hatrany ny fianarantsika.FORMATION EN MENUISERIE MELAMINE. Betsaka no efa afa po nandritra izay fotona fohy niara...
21/05/2023

Mitohy hatrany ny fianarantsika.
FORMATION EN MENUISERIE MELAMINE. Betsaka no efa afa po nandritra izay fotona fohy niarahana niasa zay. Aza tara ary fa manomboka ndray ny fisoratana anarana am vague manaraka.

Lundi 29 mai hatraminy samedi 10 juin.

MIANTSO AVY HATRANY TOMPOKO.
TEL: 0341768960

Toerana : Cité itaosy.
Mankasitraka indrindra tompoko.

Salama tompoko.Mitohy ny asatsika, FORMATION EN MENUISERIE MELAMINE eto am DEC.or.mada. Raha mbola tsy nahazo ny anjaran...
04/05/2023

Salama tompoko.

Mitohy ny asatsika, FORMATION EN MENUISERIE MELAMINE eto am DEC.or.mada. Raha mbola tsy nahazo ny anjaranao enao dia aza tara fa fotona izao mba hifampizarana ny mahasoa sy ny tsara. TSY ADINO IHANY KOA FA IZAHAY DIA MANDRAY COMMANDE MOMBAN'NY MEUBLES MELAMINÉ REHETRA.

Am lundi 8 mai zao ndray ary ny vague manaraka ka hatramin'ny sabotsy 20 mai. Pratique assurée.

Aza tara ary fa vofetra ny toerana.
Toerana : cité Itaosy près parc de prince.

MIANTSO AVY HATRANY TOMPOKO.
TÉL :0341768960

Mankasitraka indrindra.

Salama tompoko.Izahay eto am DEC.or.mada dia faly manolotra fisaorana hoanareo izay nametraka fahatokisana taminay. Noho...
27/04/2023

Salama tompoko.
Izahay eto am DEC.or.mada dia faly manolotra fisaorana hoanareo izay nametraka fahatokisana taminay.
Noho izany dia mitohy hatrany ny fampiofanana ato aminay mba anomezana fahafaham-po hoanareo izay mbola tsy mbola nahazo izany fampiofanana izany.

Am lundi 2mai zao ndray ary ny vague manaraka a hatramin'ny sabotsy 13 mai. Pratique assurée.

Aza tara ary fa vofetra ny toerana.
Toerana : cité Itaosy près parc de prince. Tél 0341768960.

MIANTSO AVY HATRANY TOMPOKO.

Mankasitraka indrindra tompoko.

Mitohy hatrany ny fianarana miasa.FORMATION EN MENUISERIE MELAMINE. Betsaka no efa afa po. Anjaranao ndray zao. Am lundi...
12/04/2023

Mitohy hatrany ny fianarana miasa.
FORMATION EN MENUISERIE MELAMINE. Betsaka no efa afa po. Anjaranao ndray zao. Am lundi zao ny vague manaraka ka aza tara am famandriana toerana.

-Lundi 24 Avril jusqu'au 6 Mai.

-Toerana : cité Itaosy près parc de prince.

-Tel: 0344744946 ( Tonga de miantso avy hatrany)

Toy izao ny vokatra azo avy amin'ireo manao formation une semaine. Tsy ny angezany no zavadehibe fa le oe mavita zavatra...
05/04/2023

Toy izao ny vokatra azo avy amin'ireo manao formation une semaine. Tsy ny angezany no zavadehibe fa le oe mavita zavatra tsara sy mafinaritra.
Aza tara ary am vague manaraka raha mbola te handray ny anjaranao enao.

Am mardi de paka ny fotona manaraka.

Tél : 0344744946

Salama tompoko.Nohon'ny fangatahany maro dia mitohy hatrany ny fampiofanana  ato am DEC.or.mada.FORMATION EN MENUISERIE ...
03/04/2023

Salama tompoko.
Nohon'ny fangatahany maro dia mitohy hatrany ny fampiofanana ato am DEC.or.mada.

FORMATION EN MENUISERIE MELAMINE.
-Cours normal mardi 11 avril jusqu'au samedi 15. De 8h à 12h.

Koa aza tara ary fa vofetra ny toerana.
Toerana itaosy cité.

Miantso avy hatrany :0344744946.
Mankasitraka indrindra tompoko.
.........................

Address

Cité Itaosy
Antananarivo
102

Telephone

+261343283087

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DEC.or.mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to DEC.or.mada:

Share