06/07/2026
🌿 Mirary herinandro feno fahombiazana ho anareo rehetra ny ekipa Metameuble! ✨
Enga anie ity herinandro vaovao ity hitondra fahombiazana, hafaliana ary fotoana mahafinaritra ao an-tranonao.
Ity indray ny iray amin'ireo zava-bitanay: lit métallique, tables de chevet, armoire 3 portes
Mankasitraka indrindra amin'ny fahatokisana an'i Metameuble. ❤️
👉 +261 38 39 706 34
👉 [email protected]
👉 Ambatobe