31/08/2026
🌟 COIFFEUSE MODERNE & ÉLÉGANTE – HANOVA NY EFAFITRANO 🌟
Mitady table coiffeuse tsara kalitao sy manara-penitra ve ianao?
👉 Ity modèle mélamine premium ity no safidy lavorary 💎
✨ Antony hisafidianana azy :
☑️ Mélamine tsara kalitao & mateza
☑️ Sous carton – madio sy voaaro tsara
☑️ Refy lehibe sy pratique : 1m50 × 88cm × 40cm
☑️ Misy miroir ovale na miroir carré araka izay tianao
☑️ Endrika moderne & classe
💰 Vidiny : 350.000 Ar
🎁 Installation GRATUIT
🛵 Manao livraison
🚐 Mandefa any amin’ny FARITRA rehetra
📞 Commande & infos :
☎️ MP na 033 18 968 97
⚡ Stock limité – izay tonga aloha no mahazo!
Ataovy classy ny toerana anaovanao beauté ✨