10/05/2026
⚠️ COMMUNIQUÉ IMPORTANT ⚠️
Chers abonnés,
Notre page a malheureusement été piratée et le pirate dispose actuellement du contrôle total de celle-ci. Certaines publications, messages ou activités publiés récemment peuvent donc ne pas provenir de notre équipe.
Nous travaillons activement pour résoudre cette situation. En attendant, nous vous invitons à ne pas répondre aux messages suspects et à ne pas effectuer de paiement ou de transaction via cette page.
✅ Une nouvelle page officielle portant le même nom est actuellement en cours de création.
Nous vous communiquerons très bientôt le lien officiel afin que vous puissiez continuer à suivre nos actualités et nos offres en toute sécurité.
🙏 Merci pour votre compréhension, votre confiance et votre soutien.
— L’équipe Mobile Dealer
🇲🇬 FANDIKANA AMIN’NY TENY MALAGASY 🇲🇬
⚠️ FILAZANA MANAN-DANJA ⚠️
Ry mpanaraka hajaina,
Voajirika ny pejinay ary manana fifehezana tanteraka azy amin’izao fotoana izao ilay mpijirika. Noho izany dia mety tsy avy amin’ny ekipanay ireo publication, hafatra na hetsika miseho ato ho ato.
Miezaka mamaha ity olana ity izahay amin’izao fotoana izao. Mandritra izany dia mangataka aminareo izahay mba tsy hamaly hafatra mampiahiahy ary tsy hanao fandoavam-bola na transaction amin’ity pejy ity.
✅ Efa eo am-panamboarana pejy ofisialy vaovao mitovy anarana amin’ilay teo aloha izahay
Hozarainay tsy ho ela ny rohy ofisialy mba hahafahanareo manohy manaraka anay sy ny tolotra omenay am-pilaminana.
🙏 Misaotra amin’ny fahatokisana sy ny fanohanana omenareo anay.
— Ny ekipan’i Mobile Dealer