IRAYS Meuble

IRAYS Meuble Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from IRAYS Meuble, Furniture shop, .

Fabrication sur mesure : cuisines, dressings, bureaux & rangements.

✨ Qualité • Prix accessibles • Finition soignée
🤝 Achat solidaire : chaque achat soutient l’emploi local.

✨️ MANJIFA  FANAKA , 👨‍👩‍👧 MANOVA FIAINANA👉Ao amin’ny IRAYIS, tsy fanaka tsara kalitao ihany no azonao… fa fandraisana a...
04/03/2026

✨️ MANJIFA FANAKA , 👨‍👩‍👧 MANOVA FIAINANA

👉Ao amin’ny IRAYIS, tsy fanaka tsara kalitao ihany no azonao… fa fandraisana anjara amin’ny fanampiana ankizy sahirana ihany koa.

❤️🪑 Isaky ny mividy fanaka iray ianao, dia manohana ankizy iray miaraka amin’ny fikambanana Grandir à Antsirabe.
✔️ Fanaka en mélamine maoderina
✔️ Matanjaka sy maharitra
✔️ Vita fikarakarana tsara

👉 Mividy mahasoa. Manova fiainana.
📩 Andefaso MP izahay

raha mila fanazavana na hiantso ianao , ireto ny laharana :
📞 032 99 114 74
📞 038 43 088 97

20/02/2026

🪑DISPONIBLE DE SUITE ✨

COMMODE :
📏 2m x 1,10m x 50cm
✅ Tiroirs lehibe
✅ Kalitao tsara

🛠️ Mandray commande araka ny refy su modely ilainao ihany koa

🤝 Achat solidaire : Miara-manamboatra ny nofinofinareo, sady manohana ny hoavin’ny ankizy sahirana 🤝

📩 Prix 1100 000 ar Livraison possible

🪑DISPONIBLE DE SUITE ✨COMMODE : 📏 2m x 1,10m x 50cm✅ Tiroirs lehibe✅ Kalitao tsara🛠️ Mandray commande araka ny refy su m...
19/02/2026

🪑DISPONIBLE DE SUITE ✨

COMMODE :
📏 2m x 1,10m x 50cm
✅ Tiroirs lehibe
✅ Kalitao tsara

🛠️ Mandray commande araka ny refy su modely ilainao ihany koa

🤝 Achat solidaire : Miara-manamboatra ny nofinofinareo, sady manohana ny ho avin’ny ankizy sahirana 🤝

📩 Prix en MP | Livraison possible

Santionan’ny asa vita ✨Ireto ny ampahany amin’ireo fanaka melamine efa vitanay : endrika maoderina, matanjaka ary vita m...
18/02/2026

Santionan’ny asa vita ✨
Ireto ny ampahany amin’ireo fanaka melamine efa vitanay : endrika maoderina, matanjaka ary vita manaraka ny fangatahan’ny mpanjifa.

Miara-manamboatra ny nofinofinareo, sady manohana ny ho avin’ny ankizy sahirana 🤝
Grandir à Antsirabe

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IRAYS Meuble posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Furniture Store?

Share