28/01/2026
Today we're going to learn just one word!
Androany isika dia hianatra teny iray monja
Common on! Andao arý eh!
tinker teny iray ilazana hoe zadraraha amin'ny zavatra iray
You are tinker about English tutoring
Efa zadraraha amin'ny fampiarana teny Anglisy Ianao
You are not tinker about this job anyway the company requires many experiences
Tsy zadraraha amin'io asa io Ianao kanefa ilay orinasa mitaky Traik'efa maro
Mankasitraka arý eh raha nahaliana Anao dia manasa Anao hizara sy hanaraka ny pejy hatrany 😊