Structura

Structura Construction, rénovation & plan 2D/3D à Antananarivo. Devis gratuit en 24h. Plus de 50 projets livrés à Madagascar.

Votre maison, notre passion.
📞032 73 563 43 / 034 98 562 78

𝐌𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐯𝐞 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐨, 𝐟𝐚 𝐦𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐝𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐨𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨 ?Alohan’ny hanombohana asa, tsara aloha ...
10/06/2026

𝐌𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐯𝐞 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐨, 𝐟𝐚 𝐦𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐝𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐨𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨 ?

Alohan’ny hanombohana asa, tsara aloha ny mahita mazava hoe ho endrika manao ahoana ilay trano, ahoana ny fandaminana ny efitra, ary inona no mety indrindra amin’ny teti-bolanao.

Izahay dia manampy anao hamadika ny hevitrao ho plan 2D ary 3D mazava, mba hahafahanao mijery sy mandinika tsara ny tetikasanao mialoha ny fanorenana.

NHM, Brique éco : Vahaolana amin'ny fanorenana ekolojika miaraka amin'ny brique BTCS.

📩 Manana tetikasa hanorina trano ve ianao ? Aza misalasala mandefa hafatra miafina.

✅️Plan 2d/3d
✅️Devis quantitatif et Estimatif
✅️Suivi de chantier
✅️Construction

𝐄𝐭 𝐬𝐢 𝐯𝐨𝐭𝐫𝐞 𝐟𝐮𝐭𝐮𝐫 𝐜𝐡𝐞𝐳-𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐭𝐞𝐧𝐚𝐢𝐭 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝟖𝟎 𝐦² 𝐛𝐢𝐞𝐧 𝐩𝐞𝐧𝐬𝐞́𝐬 ?Voici une villa basse T2 clé en main, compacte, moderne et c...
09/06/2026

𝐄𝐭 𝐬𝐢 𝐯𝐨𝐭𝐫𝐞 𝐟𝐮𝐭𝐮𝐫 𝐜𝐡𝐞𝐳-𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐭𝐞𝐧𝐚𝐢𝐭 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝟖𝟎 𝐦² 𝐛𝐢𝐞𝐧 𝐩𝐞𝐧𝐬𝐞́𝐬 ?

Voici une villa basse T2 clé en main, compacte, moderne et chaleureuse, idéale pour vivre confortablement sans exploser son budget.

✨ 80 m² habitables
🔑 Livraison clé en main
💰 À partir de 68 000 000 Ar
Prix variable selon les finitions choisies.

✅️Plan 2d/3d
✅️Devis Quantitatif et Estimatif
✅️Plans d'exécution
✅️Suivi de chantier

📩 𝐈𝐧𝐭𝐞́𝐫𝐞𝐬𝐬𝐞́(𝐞) ? 𝐄́𝐜𝐫𝐢𝐯𝐞𝐳-𝐧𝐨𝐮𝐬 𝐞𝐧 𝐦𝐞𝐬𝐬𝐚𝐠𝐞 𝐩𝐫𝐢𝐯𝐞́ 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐩𝐥𝐮𝐬 𝐝𝐞 𝐝𝐞́𝐭𝐚𝐢𝐥𝐬.

✨ 𝗧𝗲𝘁𝗶𝗸𝗮𝘀𝗮 𝘃𝗶𝗹𝗹𝗮 𝗺𝗮𝗼𝗱𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗵𝗮𝘁𝘀𝗮𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 ✨Manana nofy sy vina ho an'ny tranonao ianao, izahay no m...
07/06/2026

✨ 𝗧𝗲𝘁𝗶𝗸𝗮𝘀𝗮 𝘃𝗶𝗹𝗹𝗮 𝗺𝗮𝗼𝗱𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗵𝗮𝘁𝘀𝗮𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 ✨

Manana nofy sy vina ho an'ny tranonao ianao, izahay no manampy anao hahita azy ho velona alohan'ny hanombohan'ny fanorenana.

Misaotra manokana ny mpivady noho ny fitokisana.

📩 Mifandraisa aminay raha manana tetikasa fanorenana na fanavaozana ianao.
✅️Plan 2D/3D
✅️Devis Quantitatif
✅️Plan d'exécution
✅️Construction

𝐌𝐢𝐬𝐲 𝐳𝐚𝐯𝐚-𝐛𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐡𝐨 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧𝐨𝐟𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚, 𝐞𝐟𝐚 𝐡𝐢𝐭𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐯𝐞?Fisaorana feno no atolotray an’izy mivady nanankina ny fanatan...
07/05/2026

𝐌𝐢𝐬𝐲 𝐳𝐚𝐯𝐚-𝐛𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐡𝐨 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧𝐨𝐟𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚, 𝐞𝐟𝐚 𝐡𝐢𝐭𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐯𝐞?

Fisaorana feno no atolotray an’izy mivady nanankina ny fanatanterahana ny nofiny taminay. Ny fahatokisanareo anay no hery mampandroso ny asanay ato amin'ny STRUCTURA. 🤝

Ny tanjonay dia hatrany ny hanolotra asa mahafa-po anareo mpanjifa.
Te hanatanteraka tetikasa fanorenana na fanavaozana koa ve ianao? Aza misalasala mifandray aminay.

STRUCTURA: Ho an’ny fahatokisana feno!

📞 032 73 563 43 / 034 98 562 78

✨️Mendrika ny tsara indrindra ny tetikasanao.Tsy vitavita ho azy ny zavatra tsara, fa mila fahaiza-manao sy fitandremana...
25/02/2026

✨️Mendrika ny tsara indrindra ny tetikasanao.

Tsy vitavita ho azy ny zavatra tsara, fa mila fahaiza-manao sy fitandremana.
Ny tetikasa tsirairay izay apetrakao aminay dia raisina ho toy ny tetikasa miavaka sy manokana.

📩Mifandraisa aminay diany izao raha manana tetikasa fanorenana ianao.

Tsy avelanay ho any ambadika any fa zarainay aminareo... Ito indray ny projet manaraka ! Villa basse T3 ho avy any amin'...
11/02/2026

Tsy avelanay ho any ambadika any fa zarainay aminareo...

Ito indray ny projet manaraka ! Villa basse T3 ho avy any amin'ny faritra SAVA.
​✨Fiaraha-miasa vaovao, vina vaovao, ary fahafaham-po hatrany ho an'ny mpanjifa.

Raha manana tetikasa trano toy izany koa ianao dia aza misalasala miresaka aminay. 📩

Nanao publication izahay taloha mikasika ny fanorenana trano amin’ny tany misy haavo samihafa.Taorian’izany dia nisy mpi...
27/01/2026

Nanao publication izahay taloha mikasika ny fanorenana trano amin’ny tany misy haavo samihafa.
Taorian’izany dia nisy mpivady izay nanome fahatokisana anay, ka nankininy taminay ny teti-kasa fanorenana ho tanterahina.

🎯 Ny tanjona:
❌ Tsy handany vola be loatra amin’ny remblais
✅ Hamolavola plan mifanaraka amin’ny endriky ny tany

Rehefa voahevitra tsara ny famolavolana, dia lasa tombony ny firafitry ny tany fa tsy sakana intsony.

🙏 Misaotra manokana ny mpivady noho ny fitokisana.

📩 Manana tetikasa fanorenana ve ianao ?
Mifandraisa aminay dieny izao.

✅ Plan 2D/3D
✅ Devis Quantitatif
✅ Plan d’exécution
✅ Construction

Manana tany misy haavo samihafa ve ianao ?❌Aza mandany vola amin’ny remblai be loatra.Amin’ny alalan’ny famolavolana pla...
14/01/2026

Manana tany misy haavo samihafa ve ianao ?

❌Aza mandany vola amin’ny remblai be loatra.
Amin’ny alalan’ny famolavolana plan izay mifanaraka amin’ny endriky ny tany, dia azo atao tsara ny manorina trano maharitra, tsara tarehy ary mitsitsy vola.

Ity villa R+1 misy niveau -1 ity dia porofo fa rehefa tsara ny famolavolana, dia lasa tombony ny firafitry ny tany.

Misaotra manokana ny mpivady noho ny fitokisana.

📩 Manana tetikasa fanorenana ve ianao ? Mifandraisa aminay dieny izao.
✅️Plan 2D/3D
✅️Devis Quantitatif
✅️Plan d'exécution
✅️Construction

Maro aminareo no manontany hoe inona marina no ao anatin’ny pack complet premium.Androany dia mamaly izany izahay amin’n...
07/01/2026

Maro aminareo no manontany hoe inona marina no ao anatin’ny pack complet premium.
Androany dia mamaly izany izahay amin’ny alalan’ity tetikasa ray ity.
Misaotra indrindra an'izy mivady tamin’ny fitokisana 🙏

Tafiditra ao anatin'ilay pack ny :
✅️Plan 2D angatahana fazahon-dalana manorina na "Permis de construire"
✅️Sary 3D ivelana
✅️Sary 3D anatiny
✅️Devis
✅️Plan d'exécution

📩Aza misalasala miditra hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny.

Ny fitokisana no vato fehizoron’ny tetikasa manan-danja rehetra.Manomboka amin’ny efitra fivavahana lehibe, ny alitara, ...
02/01/2026

Ny fitokisana no vato fehizoron’ny tetikasa manan-danja rehetra.
Manomboka amin’ny efitra fivavahana lehibe, ny alitara, ny toerana ho an’ny mpitendry sy ny mpitandrina, dia samy noforoninay sy nokarakarainay tamim-pitandremana avokoa.

📩 Manana tetikasa fiangonana na fotodrafitrasa ara-pivavahana tianao ho tanteraka ve ianao ?
Aza misalasala mandefa hafatra miafina, fa vonona hiara-hiasa aminao izahay.

✅ Plan 2D sy 3D
✅ Devis
✅ Fanatanterahana
📞 032 73 563 43 (WhatsApp) / 034 98 562 78

📍Mandray tetik'asa manerana an'i Madagasikara

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 11:30

Telephone

+261343306036

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Structura posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Structura:

Share