TSENA MALAGASY-Tsiroanomandidy

TSENA MALAGASY-Tsiroanomandidy .

-EFA HO RAIKITRA IZY ITY A!🛑TUK-TUK ATUL 🛑✔️Afaka aloha tsikelikely mandritry n'y 12 volana bé izao n'y vidiny !!👉Raha L...
25/02/2026

-EFA HO RAIKITRA IZY ITY A!
🛑TUK-TUK ATUL 🛑
✔️Afaka aloha tsikelikely mandritry n'y 12 volana bé izao n'y vidiny !!
👉Raha Liana ianao dia asaina hanatona n'y tsena MALAGASY TSIROANOMANDIDY maka ny andinindininy.na miantso n'y laharana etsy ambany.

ITY ARY ILAY MOMBAMOMBA NY VIDIN'NY TUK TUK E!
05/02/2026

ITY ARY ILAY MOMBAMOMBA NY VIDIN'NY TUK TUK E!

MIARAHABA TOMPOKO. NOHO NY FANGATAHAN'NY MARO. DIA OMENA ANTSIKA ETO NY TOLOTRA AZO ALOHA TSIKELIKELY NY TUK TUK. RAHA MILA FANAZAVANA FANAMPINY DIA MANANTONA MIVANTANA NY TSENA MALAGASY-Tsiroanomandidy , NA MIANTSO NY LAHARANA EO AMBANY.

MIARAHABA TOMPOKO. NOHO NY FANGATAHAN'NY MARO. DIA OMENA ANTSIKA ETO NY TOLOTRA AZO ALOHA TSIKELIKELY NY TUK TUK.  RAHA ...
04/02/2026

MIARAHABA TOMPOKO. NOHO NY FANGATAHAN'NY MARO. DIA OMENA ANTSIKA ETO NY TOLOTRA AZO ALOHA TSIKELIKELY NY TUK TUK. RAHA MILA FANAZAVANA FANAMPINY DIA MANANTONA MIVANTANA NY TSENA MALAGASY-Tsiroanomandidy , NA MIANTSO NY LAHARANA EO AMBANY.

Miarahaba eeee!!!!👋🏽👋🏽Mitohy hatrany n'y arrivage ato TSENA MALAGASY-Tsiroanomandidy 🛑Matériel de sport indray Ary e🥰🚨Ny...
27/01/2026

Miarahaba eeee!!!!👋🏽👋🏽
Mitohy hatrany n'y arrivage ato TSENA MALAGASY-Tsiroanomandidy
🛑Matériel de sport indray Ary e🥰
🚨Ny toerana misy anay tsy miova an,eto Ankadinakanga apitan' station Shell hatrany,raha any @ faritra na tsy eto tsiroanomandidy koa ianao de aza misalasala mihitsy miantso an!!!!
☎️ 0385224643

Oaaaiiiieeeee,misy tuctuc eto tsiroanomandidy 🥰😱🛑Eny tompoko efa azonao jifaina ato TSENA MALAGASY-Tsiroanomandidy ny tu...
26/01/2026

Oaaaiiiieeeee,misy tuctuc eto tsiroanomandidy 🥰😱
🛑Eny tompoko efa azonao jifaina ato TSENA MALAGASY-Tsiroanomandidy ny tuctuc
🛑 Marque ATUL
❌Ny mampiavaka azy?❌
👉🏽Sady malalaka tsara no matanjaka sy mafy🥰
@ vidiny mitovy ny any Antananarivo ♥️
🛑 Garantie 12 mois bé izao
🛑Dispo de suite ato @ magasin
🛑Azo aloha tsikelikely ihany koa ange e🥰
Indrindra ho anareo ao Ankadinondry Sakay,Analavory,Ampefy,Soavinandriana,Miarinarivo ...sns
Ity ny laharana ra mahalina Ary e
☎️0385224643

Salama eee!!  📢Efa Tonga ato TSENA MALAGASY-Tsiroanomandidy ny arrivage machine à laver an🥰,Sady efa Ilay mitsitsy coura...
26/01/2026

Salama eee!!
📢Efa Tonga ato TSENA MALAGASY-Tsiroanomandidy ny arrivage machine à laver an🥰,Sady efa Ilay mitsitsy courant bé😱,afaka manantona avy hatrany eto Ankadinakanga apitan' station Shell mijery mivantana♥️♥️♥️

Ho taona feno fahombiazana sy fitahiana ho amintsika mianakavy Anie ity taona 2026 ity🥰🥰, bonne année 2026🎉😘😘😘
02/01/2026

Ho taona feno fahombiazana sy fitahiana ho amintsika mianakavy Anie ity taona 2026 ity🥰🥰, bonne année 2026🎉😘😘😘

27/12/2025
🛑Omano ny fety miaraka TSENA MALAGASY-Tsiroanomandidy e🔥💃🏽📢,maro azo hisafidiana izy ato.efa oe veloooommma hatreo Ilay ...
16/12/2025

🛑Omano ny fety miaraka TSENA MALAGASY-Tsiroanomandidy e🔥💃🏽📢,maro azo hisafidiana izy ato.efa oe veloooommma hatreo Ilay mandany frais mankany Antananarivooooo🤣🤣🤣🥰.Eto antanana de vita ny chocolat!!!!🤣🤣

🛑Efa tena manitra fety aty aminay an!!💃🏽🎄🥰🛑De aleo mahita toy izay tantaraina fa reo alo misy santionany😍 📢Mbola mananke...
16/12/2025

🛑Efa tena manitra fety aty aminay an!!💃🏽🎄🥰
🛑De aleo mahita toy izay tantaraina fa reo alo misy santionany😍
📢Mbola manankery foana ny réduction spécial fête an📢
🏃🏽🏃🏽🏃🏽Enao Sisa no andrasana de aza tara e,!!!🏃🏽🏃🏽🏃🏽

13/12/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Gerardo Frederick, Miriana Ambints, Jean Pierre Randria Manantena, Rakotomarolafy Juls, Milson Tiandrainy, ʆʆ Fyh Andriatafika ʆʆ, Niasyolah Valoher's Sergia II, Nedi Ravololonirina, Pierre Ratsimbazafy, Harilala Razakason, Finoana Aina, Sylvia Onja Mial's, Razafindrajaona Nicot Vonjy, Jean Florent Tsimanary, Ny Avo Jessica Rkt, Bertrand Ranaivoarisoa, Andrianiaina Alain Andrianiaina, Hyacinthe Rakotondrajaona III, Erjy Andriamihaja, Santatra Niaina, Fanaperana Rambolamanana, Nomei Katalinah, Miandry ۦۦ, Rakotosolo Jean Marie Bernard, Ravo Rajaonarison, Ravèn Khelih, Salohy Randriamaharison, Norosoa Lalao, Maman Kasaina, Lanto Tahina Rabeanja, Randrianarijaona Julien Heriniaina, Rodolinah Sarobidy, Fyh Tiavana, Val'Son Stive, Ny Hulihasina NKj, Felicia Ratadiavimboninahitra, Fånįrÿ Lė Vãl, Dalisy Aina, Tendrin'i Lanto Soavina Rktmll, Lova Florin, Ranto New, Silen Ciä, Francia Manjatiana, Tsilavina Nomenjanahary, Herimpanahy Solofonjanahary, Rh Philbert, Erica Ratsimbazafy, Zacharie Tovoniaina, Razafimandimby Rj, Fetra Niaina

Address

LOT 2AK17 Ankadinakanga
Tsiroanomandidy
119

Opening Hours

Monday 07:00 - 17:30
Tuesday 07:00 - 17:30
Wednesday 07:00 - 17:30
Thursday 07:00 - 17:30
Friday 07:00 - 17:30
Saturday 07:00 - 17:00

Telephone

+261385224643

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TSENA MALAGASY-Tsiroanomandidy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to TSENA MALAGASY-Tsiroanomandidy:

Share

Category