Jar d'Aina

Jar d'Aina Tout en Un

Tsy mila miandry vanim-potoana intsony vao afaka mankafy ny tsiron’ny voankazo tianao. 🍓Ny pulpe de fruits surgelée dia ...
17/09/2026

Tsy mila miandry vanim-potoana intsony vao afaka mankafy ny tsiron’ny voankazo tianao. 🍓

Ny pulpe de fruits surgelée dia manampy anao hanomana ranom-boankazo, smoothie... amin’ny fomba mora sy haingana.

Voatahiry ny tsiro voajanahary sy ny hatsaran’ny voankazo, vonona hampiasaina rehefa ilainao. Safidio ny tsiro tianao ary ankafizo amin’ny fotoana rehetra ❄️

👉 Antsoy izahay na alefaso ny hafatra miafina raha hanafatra ny pulpe de fruits surgelée-nao.

📞 Contact: 038 11 516 68

Atombohy amin’ny fomba hafa ny tontolo andronao miaraka amin’ny thé ato amin'ny Jar d’Aina 😋☕Mividiana thé feno otrikain...
16/09/2026

Atombohy amin’ny fomba hafa ny tontolo andronao miaraka amin’ny thé ato amin'ny Jar d’Aina 😋☕

Mividiana thé feno otrikaina sy mahasalama ary mamelombelona ny vatana.

👉 Alefaso ny commande-nao amin'ny alalan'ny hafatra miafina na antsoy ny +261 38 11 516 68

Afaka manao livraison izahay.

🌺 Ny confiture Bissap dia manome tsiro miavaka, mety tsara miaraka amin’ny m**o ho an’ny sakafo maraina 😋🍞Efa nanandrana...
10/09/2026

🌺 Ny confiture Bissap dia manome tsiro miavaka, mety tsara miaraka amin’ny m**o ho an’ny sakafo maraina 😋🍞

Efa nanandrana confiture Bissap ve ianao? Nanao ahoana ny fahitanao ny tsirony? 💬

Ho an’izay mbola tsy nanandrana, aza misalasala mandefa commande 😊

Au petit-déjeuner, au goûter ou pour sublimer vos desserts, notre confiture de bissap apporte une touche fruitée, gourma...
08/09/2026

Au petit-déjeuner, au goûter ou pour sublimer vos desserts, notre confiture de bissap apporte une touche fruitée, gourmande et authentique à chaque moment. 😍✨

👉 Commandez votre pot de confiture de bissap Jar d’Aina dès maintenant et ajoutez une note d’originalité à vos recettes.

📍 Disponible à Zes Betainomby, Toamasina
📞 +261 38 11 516 68

Thé Persil Nature, Thé Bissap Nature, Thé Bissap Cannelle sa Thé Bissap Macis. Samy manana ny hanitra sy ny tsirony mano...
04/09/2026

Thé Persil Nature, Thé Bissap Nature, Thé Bissap Cannelle sa Thé Bissap Macis. Samy manana ny hanitra sy ny tsirony manokana ireo ☕🌿

Safidio izay tianao,Safidy mety amin’ny fotoana rehetra 🤩

📩 Te hanandrana? Alefaso aminay ny hafatra miafina, dia ataovy ny commande-nao.
📍 ZES Betainomby, Toamasina
📞+261 38 11 516 68

📚 Un bureau bien organisé commence par les bons outils.Que ce soit pour l’école, le travail ou votre espace professionne...
31/08/2026

📚 Un bureau bien organisé commence par les bons outils.

Que ce soit pour l’école, le travail ou votre espace professionnel, équipez-vous avec des fournitures pratiques, solides et adaptées à vos besoins : classeurs, agrafeuses, perforatrices, boîtes de classement, papiers Bristol, cartables et bien plus encore.

Chez Jar d’Aina, nous sélectionnons des articles utiles pour vous aider à mieux organiser votre quotidien. ✨

📞 Appelez-nous au +261 38 11 516 68
👉 Envoyez-nous un message maintenant pour passer votre commande.

Tany salama no fototry ny vokatra tsara. 🌱Raha te hikarakara ny taninao amin’ny fomba voajanahary ianao, ny Lombric Comp...
28/08/2026

Tany salama no fototry ny vokatra tsara. 🌱

Raha te hikarakara ny taninao amin’ny fomba voajanahary ianao, ny Lombric Compost 100% Bio dia manampy hanatsara ny firafitry ny tany, hitahiry hamandoana ary hampitombo ny otrikaina azon’ny zavamaniry ampiasaina.

🤩 Safidy tsotra ho an’izay maniry tany lonaka sy fambolena maharitra.

Ary ianao, inona no safidinao: fambolena 100% bio sa fomba fambolena mahazatra? Zarao ao amin’ny commentaire ny hevitrao! 💬

📍 ZES Betainomby, Toamasina
📞 +261 38 11 516 68

🔥 Te hitsitsy amin’ny fandaniana andavanandro ve ianao?Ny Brikety Mitsitsy Ekolojika dia natao ho an’izay mitady fomba m...
25/08/2026

🔥 Te hitsitsy amin’ny fandaniana andavanandro ve ianao?

Ny Brikety Mitsitsy Ekolojika dia natao ho an’izay mitady fomba mitsitsy, maharitra ary manaja ny tontolo iainana. Saribao kely dia ampy rehefa ampiasaina miaraka amin’ny Brikety Mitsitsy Ekolojika.

Ny brikety 3 isa dia maharitra 21 andro, nefa misy brikety 7 isa ao anatin’ny boaty iray.

Raha te hanandrana hampiasa azy ianao dia mandefasa hafatra manokana na antsoy ny 038 11 516 68.

👉 Safidio ny Brikety Mitsitsy Ekolojika.

Te haka aina kely miaraka amin’ny zava-pisotro mamelombelona sady tena matsiro ve ianao? Andramo ny cocktail vita amin’n...
22/08/2026

Te haka aina kely miaraka amin’ny zava-pisotro mamelombelona sady tena matsiro ve ianao? Andramo ny cocktail vita amin’ny pulpes de fruits surgelées Jar d’Aina.

🥭 Manga sy grenadelle : Cocktail Exotique Passion
🍓 Frezy sy goavy : Cocktail Douceur Pink

Isaky ny misotro ianao dia hahatsapa tsiro miavaka sy mahafinaritra 😋. Tena matsiro izy ireo ary azo ankafizina amin’ny fotoana rehetra!

📞 Manaova commande amin’ny +261 38 11 516 68 na mandefasa hafatra manokana aminay.

Tsiro miavaka mampahazo aina tsara ☕🌿Andramo ny Dité Bissap Macis avy amin’i Jar d’Aina, fitambaran’ny tsiron’ny bissap ...
18/08/2026

Tsiro miavaka mampahazo aina tsara ☕🌿

Andramo ny Dité Bissap Macis avy amin’i Jar d’Aina, fitambaran’ny tsiron’ny bissap sy ny hanitry ny macis, ho an’izay mitady thé naturel mamelombelona ny vatana.

Mety tsara sotroina isa-maraina miaraka amin’ny m**o 😋

Te hanandrana? Alefaso aminay ny commande-nao amin’ny hafatra miafina na antsoy ny 038 11 516 68.

Address

Zes Betainomby
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jar d'Aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category