AP2A Association des Paramedicaux Actifs Atsinanana

Sary fo mikoragna !!!!
06/12/2024

Sary fo mikoragna !!!!

FELICITATIONS  zandryeeeee-Vita dignana araiky igny fa mbola ts tanjognooooo . crg fooo
06/12/2024

FELICITATIONS zandryeeeee
-Vita dignana araiky igny fa mbola ts tanjognooooo . crg fooo

Izahay @ AP2A : misy thermomètre électronique ary Glucomètre miaraka @ bandelette . Raha liana @ zainy anao dia hafaka m...
27/02/2019

Izahay @ AP2A : misy thermomètre électronique ary Glucomètre miaraka @ bandelette .
Raha liana @ zainy anao dia hafaka miantso ny membre AP2A rehetra zay akaiky anao ary hafaka mandray commende hoan'ilay mila maro2 .
Prix: MP
Na miantso: 034 72 923 12
032 44 614 13

Merci bcp madame tonga nitsidiky nanoro : hevitry / lalagna sy nagnampy ara-pitaovagna!!!!!!!!! Bn voyage madame DOMOINA
26/02/2019

Merci bcp madame tonga nitsidiky nanoro : hevitry / lalagna sy nagnampy ara-pitaovagna!!!!!!!!!
Bn voyage madame DOMOINA

Nandray anjara t@ consultation nataon'ny EKAR ( st Paul) ny ekipan'ny AP2A omaly 10 fevrier 2019,satria izay no antom-pi...
11/02/2019

Nandray anjara t@ consultation nataon'ny EKAR ( st Paul) ny ekipan'ny AP2A omaly 10 fevrier 2019,satria izay no antom-pisianay manampy ny fiaraha-monina . ka raha misy liana hiara-hiasa dia aza misalasala miantso fa vonona izahay hanampy ny olona rehetra
- 034 14 354 97
- 032 56 142 58

Raha tsy misy fihovana dia atao @ 15 Février ny lencement du projet "SQM"-ka nandeha niresaka ny @ fanomanana izany sy n...
30/01/2019

Raha tsy misy fihovana dia atao @ 15 Février ny lencement du projet "SQM"
-ka nandeha niresaka ny @ fanomanana izany sy nagnataka torohevitra t@ madame Miora ny équipes SQM ny @ anatanterahana izany
- Ary notohizana t@ fifampiarabana tratrin'ny taona 2019
-Mampanantena izahay fa hampitombo sy anatsara kalitao ny fahasalamana eto Toamasina

Bjr: vita soamantsara ny taratasy maha ara-panjakana ny associations "AP2A" , ka efa mikarakara ny lencement du projets ...
12/01/2019

Bjr: vita soamantsara ny taratasy maha ara-panjakana ny associations "AP2A" , ka efa mikarakara ny lencement du projets "SQM" zahay ka mampanantena atsika vahoakan'i toamasina sy ny paramede namana fa isokatra eto ny "soins de qualité Mobile".
- Misaotra nareo nagnampy t@ fazahoagna ny RÉCÉPISSÉS

- Misaotra koa hoan'izay nagnampy hatrizay sy izay mbola hagnampy

- Ary mbola magnataka fiara- miasa rehetra izay hafaka hagnampy zahay @ projet nay na @ hevitra na @ fitaovagna hentinay hampandroso asa nay
Misaotra tompoko!!!!!!!

Misaotra Mdm MIORA izay nanampy betsaka anay t@ fitaovagna entinay ampandehanana ny asa.- Ary magnataka hoan'izay mbola ...
17/12/2018

Misaotra Mdm MIORA izay nanampy betsaka anay t@ fitaovagna entinay ampandehanana ny asa.
- Ary magnataka hoan'izay mbola hafaka magnampy anay na ara-pitaovagna na ara-kevitra fa raisinay ampitiavana
- Hafaka fotoagna fohy de hanolotra atsika ny projet SQM ( Soins de Qualité Mobile) izahay
Izay hanomezana:-fikarakarana ny marary any antokatrano
- Ary asa hoan'ny paramede tss asa
-Ity no laharana hafahanareo mifandray : -034 14 354 97
-032 56 142 58

Natao androany t@ 5 ariva ny fifampiresahana sy fifanarahana ny @ renforcement de compétences ( bénévolat),Izay hentina ...
17/12/2018

Natao androany t@ 5 ariva ny fifampiresahana sy fifanarahana ny @ renforcement de compétences ( bénévolat),Izay hentina hanatanterahana ny projet SQM (Soins de Qualité Mobile).
- ka misaotra ani Dr Hanta sy Mr Gium sy ny ekipany nanaiky nandray anay sy nanampy anay ary mbola hanampy anay @ fanatanterahana ny fikasanay

Tanteraka ny consultation faobe lomaly tany anjoma: -mampanantena izahay ato @ AP2A fa hanome tolotr-asa hoany paramede ...
16/12/2018

Tanteraka ny consultation faobe lomaly tany anjoma:
-mampanantena izahay ato @ AP2A fa hanome tolotr-asa hoany paramede namana fa araho ato @ page ny vaovao mahakasika izany
- mankasitraka atsika rehetra nahatanteraka sy nifarimbona t@ izany ary mbola manantena ny fiaraha- miasa sy anampianareo zahay. ( Dr Hanta / Mr Gium/ Mdm Miora / coach Jocelyn...sy ny ekipa rehetra nifarimbona t@izany

Address

Toamasina

Telephone

0347292312

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AP2A posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share