Meuble Mamiratra

Meuble Mamiratra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Meuble Mamiratra, Furniture, Bemasoandro Itaosy, Tananarivokely.

🛋️ Canapé d’angle PM / MM / GM 🇲🇬
✨ Accessoires : Cadres • Tapis • Table basse
📦 Mandray commande – Qualité garantie 💯
📍 Bemasoandro Itaosy – Arrêt Trano Fotsy, ampitan’ny Horizon
🏢 Trano fotsy, 1er étage
📞 034 90 944 39
Livraison Tana/province

ODIIIOO,ZANY NDRAY NY ARRIVAGE TSIKA🥰❤️👋👋Ahona nareo  , fauteuil coquillage manjakely ampina Pm5place,Tonga dia ao tsara...
22/09/2026

ODIIIOO,ZANY NDRAY NY ARRIVAGE TSIKA🥰❤️👋👋
Ahona nareo , fauteuil coquillage manjakely ampina Pm5place,Tonga dia ao tsara♥️♥️♥️♥️

AFAKA MANDEHA MITOKANA

SHOWROOM ANOSIMASINA ITAOSY
MP NA0349094439

Bonjour daholo e🖤🖤 canapé GRIS NOIR 🩶🩶❤️❤️,MIHAJA BE , ARRIVAGE VAOVAO BE INDRAY ITY AN,MALAKY FA IRAY IHANYShowroom Ano...
22/09/2026

Bonjour daholo e🖤🖤 canapé GRIS NOIR 🩶🩶❤️❤️,MIHAJA BE , ARRIVAGE VAOVAO BE INDRAY ITY AN,
MALAKY FA IRAY IHANY

Showroom Anosimasina Itaosy
Mp na 0349094439

io fa misy Noir ,malaky ianareo ,1ihany ity6à7place ,tena hoe manja Bé ,mahazo izay mahazo an'ityShowroom Anosimasina It...
21/09/2026

io fa misy Noir ,malaky ianareo ,1ihany ity6à7place ,tena hoe manja Bé ,mahazo izay mahazo an'ity

Showroom Anosimasina Itaosy
MP OU0349094439

mandefa any faritra hatrany

Bonjour daholo e🩶🩶🩶Aiza daholo ndray nareo fan couleur gris ireny,ity misy 1vao vita mihitsy,tena Top noho top ty zareo ...
21/09/2026

Bonjour daholo e🩶🩶🩶Aiza daholo ndray nareo fan couleur gris ireny,ity misy 1vao vita mihitsy,tena Top noho top ty zareo an🙏♥️ showroom Anosimasina Itaosy no ahitana azy

MANDEFA ANY@FARITRA HATRANY
MP NA0349094439(WHATSAPP)

Mampiasa finaritra tompoko,na ariva ary n'y Andro ka Tonga nareo aka canapé dia raisinay fona,lasa Ilay manjakely 💚💚💚Mbo...
19/09/2026

Mampiasa finaritra tompoko,na ariva ary n'y Andro ka Tonga nareo aka canapé dia raisinay fona,lasa Ilay manjakely 💚💚💚Mbola maro isafidianana ato,

19/09/2026

🔥 CANAPÉ D’ANGLE – ARRIVAGE DISPONIBLE DE SUITE ! 🔥
Vous recherchez un canapé beau, confortable et surtout de qualité ? 😍
👉 Ity modèle ity dia natao ho an’izay mitady qualité premium amin’ny prix direct fabricant !
✨ Akora voafantina no nampiasaina tamin’ny fabrication
✨ Finition tena RAITRA & solide
✨ Design moderne sy élégant
✨ Kalitao avo lenta, tsy mora ampitahaina amin’ny modèle ordinaire
✨ Prix tompony mivantana – vidiny mirary
✨ Misy habe PM • MM • GM
🚚 MANDEFA ANY @ FARITRA HATRANY
💎 Aza mijery sary fotsiny fa tongava mijery mivantana !
Ho hitanao eo no ho eo ny qualité, confort ary finition-ny. ❤️
📍 SHOWROOM : ANOSIMASINA ITAOSY
📲 MP na WhatsApp : 034 90 944 39

TONGAVA aty aminay fa vonona Andray anareo izahay 🥰💗

Ity ndray fa disponible Ilay canapé d'angle Gm lehibe , 10place bé izao ity an, couleur Marron camel,malaky fa 1 ihany i...
19/09/2026

Ity ndray fa disponible Ilay canapé d'angle Gm lehibe , 10place bé izao ity an, couleur Marron camel,malaky fa 1 ihany ity

MANDEFA ANY

Manao livraison hatrany
Showroom Anosimasina Itaosy
MP NA 0349094439

Bonjour daholo e🩷🩷Ahona ndray nareo  fushia manjakely ity 💓💓💓 canapé 5place VAO vita ndray ityShowroom Anosimasina Itaos...
19/09/2026

Bonjour daholo e🩷🩷Ahona ndray nareo fushia manjakely ity 💓💓💓 canapé 5place VAO vita ndray ity

Showroom Anosimasina Itaosy
Mp na 0349094439
MANDEFA ANY@FARITRA HATRANY

💚💚💚Iza no ahazo azy ity, dispo de suite ity ,ho tianareo ao  rampitso ihany koa💚💚💚Mp ka0349094439
18/09/2026

💚💚💚Iza no ahazo azy ity, dispo de suite ity ,ho tianareo ao rampitso ihany koa💚💚💚

Mp ka0349094439

Mihaja sy kanto ery n'y Salon anao ,misy an'ity canapé 321ity 💚💚✅✅✅ Table disponible ✅✅✅Disponible de suite io,afaka ate...
18/09/2026

Mihaja sy kanto ery n'y Salon anao ,misy an'ity canapé 321ity 💚💚

✅✅✅ Table disponible
✅✅✅Disponible de suite io,afaka aterinay avy hatrany
🚛🚛🚛MANDEFA ANY

MP OU0349094439

🏢SHOWROOM ANOSIMASINA ITAOSY

Address

Bemasoandro Itaosy
Tananarivokely

Telephone

+261325242129

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Meuble Mamiratra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share