17/05/2022
Mitady kojakoja ny battery sy panneau solaire tsara sady mateza ve enao ? Ato aminy Madainternational Tradi eto ampitany fisema taloha no ahitanao izany,ahitanao toy n'y battery auto ,moto ary spécial pannaeu régulateur ,convertisseur pure since ary n'y lampadaire isan- karany sy kit efa complet raha jiaby ary télé mandeha 12V sy 220V ,bafle chargeable ,tongava mitsidika fa mety misy ny voahomana ho anao tompoko🙏 misy koa convertisseur anti- délestage aminy jirama no mety aminy pannaeu koa ,afaka miantsy ity laharana ity👉034.92.991.26 n'a koa 032.24.732.87