Entreprise 3F Fianarantsoa

Entreprise 3F Fianarantsoa Travail du bois de pin traité pour confectionner des mobiliers d'intérieur, mobiliers d'enfants, portes et fenêtres

Faly miarahaba antsika rehetra tratry ny taona 2026!
01/01/2026

Faly miarahaba antsika rehetra tratry ny taona 2026!

24/12/2025

Misokatra hatramin'ny 4 ora hariva ny magasin sy androany. Mbola misy arrivage hatrany...

🚩🚩Promotion fin de serie: 45.000ar ny 03 pièces dia io 1 io ihany no disponible.   Ampasambazaha Arrêt bus soratel Ampas...
23/12/2025

🚩🚩Promotion fin de serie: 45.000ar ny 03 pièces dia io 1 io ihany no disponible.
Ampasambazaha
Arrêt bus soratel Ampasambazaha
0347918531

🚩🚩Allô Allô Fianarantsoa 🚩Promotion Rideaux noël eo amin'ny     Ampasambazaha amin'izao ankatoky ny fety izao. Tongava M...
20/12/2025

🚩🚩Allô Allô Fianarantsoa 🚩
Promotion Rideaux noël eo amin'ny Ampasambazaha amin'izao ankatoky ny fety izao. Tongava Malaky fa vitsy ny stock
luxe: 20.000ar/pièce au lieu de 35.000ar
lin: 15.000ar/pièce au lieu de 25.000ar/pièce

0347918531

   : Mme cliente mahafatrapo, efa ela2 tsy ni-commaande dia tonga hanao commande indray C: mba anaovana armoire sy pende...
18/12/2025


:
Mme cliente mahafatrapo, efa ela2 tsy ni-commaande dia tonga hanao commande indray
C: mba anaovana armoire sy penderie azafady, atao en bois de pin.
3F: Inona tian'i Mme atao lokony?
C: Ataovy amin'izay mahatsara azy re Mme.

🪚🛠️Dia nanangana ny équipe, 🪛🔨niketrika ka izao hitantsika amin'ny sary izao no vokatra: armoire, penderie, table sy chaises nataonay teinté pali vernissé.

Misaotra sy mankasitraka indrindra tompoko, amin'ny manaraka indray 🙏🏼 🙏🏼

Entana vitsy2 azo jifaina avy hatrany ato amin'ny magasin, tongava fa tsy Misy maro fa ny équipe manenjika ny commande  ...
17/12/2025

Entana vitsy2 azo jifaina avy hatrany ato amin'ny magasin, tongava fa tsy Misy maro fa ny équipe manenjika ny commande


0347918531

Retour client afa-po!✨✨🌹🌹Mahavita zavatra tsara isika eto Fianarantsoa🌹🌹✨✨Misaotra anareo clients marobe mahatoky anay h...
16/12/2025

Retour client afa-po!

✨✨🌹🌹Mahavita zavatra tsara isika eto Fianarantsoa🌹🌹✨✨

Misaotra anareo clients marobe mahatoky anay hatrany. Misaotra manokana Mme É tena afapo foana amin'ny asanay! Amin'ny manaraka indray🙏🏼♥️

Tongava manjifa fa tsy misahirana intsony ianareo client fa ho afa-po amin'ny finition sy service atolotray.

: 0347918531

  Thème Noël no nosafidiany tao amin'ny salon☃️🌲Mankasitraka indrindra Mme M💐Tongava fa mbola misy anjaranao ao! : arrêt...
12/12/2025


Thème Noël no nosafidiany tao amin'ny salon☃️🌲Mankasitraka indrindra Mme M💐

Tongava fa mbola misy anjaranao ao!

: arrêt bus soratel Ampasambazaha
0347918531





     Efa disponible ho antsika eto Fianarantsoa ny  ,  ,      Ho antsika tia manaingo sy mikarakara ao an-tokanntrano fa...
10/12/2025


Efa disponible ho antsika eto Fianarantsoa ny , ,
Ho antsika tia manaingo sy mikarakara ao an-tokanntrano fa fotoanany zao!

: tsindrio ny sary dia mipoitra ny vidiny
: arrêt bus soratel Ampasambazaha
: 0347918531

Efa miverina misokatra ny magasin Soa Meubles sy Soa Rideaux Aza misalasala fa milamina isika eto Fianarantsoa 💪🏼🙏🏼
02/10/2025

Efa miverina misokatra ny magasin Soa Meubles sy Soa Rideaux
Aza misalasala fa milamina isika eto Fianarantsoa 💪🏼🙏🏼

Misaotra sy mankasitraka ny Espace Manelisoa Mahazengy mahatoky hatrany.Fond marié Coliseum no fiantsoanay azy... Livrai...
22/08/2025

Misaotra sy mankasitraka ny Espace Manelisoa Mahazengy mahatoky hatrany.
Fond marié Coliseum no fiantsoanay azy...
Livraison et montage au soin de toute l'équipe
Merci❣️

Ho anao maniry ny hiara-miasa antsoy ny téléphone 📞 0347918531 na mandefasa whatsapp fa vonona handray anao hatrany izahay


✨✨Arrivage rideaux manitra be !! ✨✨Ao am Soa Rideaux Ampasambazaha akaiky Rofama Ampasambazaha Aza tara🏃🏼🏃🏼
21/08/2025

✨✨Arrivage rideaux manitra be !! ✨✨
Ao am Soa Rideaux Ampasambazaha akaiky Rofama Ampasambazaha
Aza tara🏃🏼🏃🏼

Address

Fianarantsoa
301

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 12:00

Telephone

+261347918531

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Entreprise 3F Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Entreprise 3F Fianarantsoa:

Share

Category