Cabinet véto

Cabinet véto Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cabinet véto, Antsirabe.

Tena marefo ny Omby amin'izao fotoanan'ny Orana izao,Ary mora andairan'ny aretina no Sady mora maratra ihany koa.Zava-ma...
12/12/2025

Tena marefo ny Omby amin'izao fotoanan'ny Orana izao,Ary mora andairan'ny aretina no Sady mora maratra ihany koa.Zava-manana aina izy io ka tokony ho hajaina sy omena ny filana manandrify azy.

Ireto tanisaiko ambany ireto Ary ny vazatra tsara ho fantatra MBA hitohizan'ny fahasalaman'ny Omby

01-Rano azo antoka no omena ny Omby fa tsy izay rano hita rehetra eny,Tsy tokony ho sotroin'ny Omby n'y rano tatazana amin'ny tafontrano satria nandalo vy
02- Tsara kokoa raha mialina andro n'y vilona vao omena hoanin'ny Omby( vilona avy nofaranana)
03-Rehefa avy ny orana dia ajanona aloha ny asa,tohizana rehefa mijanona ny orana
04-Aza hadino ny traitement amin'ny fotoanany;oh Fakana Dinta, Vitamine, antibiotique sns..
05- Araho maso akaiky ny fiandrasana ny Omby fa betsaka ny fahavalo(Riaka,bibikely,hantsana...)
06-Olona azo antoka na Vétérinaire no avelao hikarakara ny fahasalamany raha sanatria misy tranga hafahafa(Tsy manao dokotera tena)
07-Atao amin'ny toerana Tsy azon'ny orana na anaty trano voantokana ny Omby
08-Diovina matetika n'y tranony Tsy avela hisy fotaka mihitsy, indrindra Omby vavy bé ronono

Izay Maha kolokolo hono no manana ny tsara 🐂🐄

Amin'ny manaraka zaraiko amintsika eto ny nahazo ity Omby amin'ny sary eto ity

Mirarisoa daholo Tompoko 😘
0382247821

AMIDY Tolotra anatin'ny Fety ity zareo a!Tsy hiteny Betsaka aho fa ny sary dia mahalaza ny hatsaran'ilay Omby,raha hitan...
12/12/2025

AMIDY
Tolotra anatin'ny Fety ity zareo a!

Tsy hiteny Betsaka aho fa ny sary dia mahalaza ny hatsaran'ilay Omby,raha hitanao fa tsy mety aminao dia aza vidina,fa raha hitanao fa tsara Dia aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina😅

Race Pie rouge Bevohoka 5Volana
indray niteraka
hiditra zanany faharoa (02)

prix 5 500 000ar miady varotra

toerana Antsirabe Mandaniresaka
Contact 0382247821
Manao livraison hatrany izahay

AMIDY hoan'izay mitady Omby tena tsara amin'izao akatroka n'y fety izaobevohoka 6moisMbola mitery 4-5l/j Efa hajanona fi...
09/12/2025

AMIDY hoan'izay mitady Omby tena tsara amin'izao akatroka n'y fety izao

bevohoka 6mois
Mbola mitery 4-5l/j
Efa hajanona fiterena

Prix 5500000ar miady varotra

Contact 0382247821
Manao livraison hatrany izahay
Toerana Antsirabe Mandaniresaka

AMIDY hoantsika mitady ny mitery indray Ary eRace Pie rouge mitery 14l/jSalama tsara ny Omby Prix 5500000ar miady varotr...
09/12/2025

AMIDY

hoantsika mitady ny mitery indray Ary e

Race Pie rouge
mitery 14l/j
Salama tsara ny Omby

Prix 5500000ar miady varotra

Contact 0382247821
Toerana Antsirabe Mandaniresaka
Manao Livraison hatrany izahay

Mpanjifa iray avy any Ikongo Metetika izahay no milaza aminareo hoe ny tsara hatrany no omena anareo.Vantony ity teraka ...
24/11/2025

Mpanjifa iray avy any Ikongo

Metetika izahay no milaza aminareo hoe ny tsara hatrany no omena anareo.

Vantony ity teraka ity ary tena hanao azy ny ranono a😅

Niantso ahy moa ny tompony hoe MBA tongava aty hampiofana anay momba ny fikarakarana azy rehefa teraka,Tsy nisalasala aho nidina any, Tonga anefa izaho dia ampitsoniny teraka Ilay Omby.Somary sarotra fiterahana ihany saingy nanampy Andriamanitra dia teraka soamatsara.Tena faly Ilay Ramatoa ka hoy izy; Tena Mbola hiverina Haka indray izahay fa tena tsara ny ombinareo.

Ho anao izay mbola misalasala,tapaho n'y hevitra fa tena tsara ity sehatra ity

Izahay dia Mbola vonona hatrany n'y hanome n'y tsara hatrany

Toerana Antsirabe Mandaniresaka
Contact 0382247821
Livraison Manerana ny nosy

🐄 AMIDY 🐄Vantony bevohoka 3moisPrix 3500000ar FixeContact 0382247821Toerana AntsirabeLivraison Manerana ny Nosy
28/10/2025

🐄 AMIDY 🐄
Vantony bevohoka 3mois

Prix 3500000ar Fixe

Contact 0382247821
Toerana Antsirabe
Livraison Manerana ny Nosy

🐄 AMIDY 🐄Hoan'izay mitady bevohoka Sady miterynatao hoanao ity.   Bevohoka 3mois mitery 13l/j   prix 30M fmg miady varot...
28/10/2025

🐄 AMIDY 🐄
Hoan'izay mitady bevohoka Sady mitery
natao hoanao ity.
Bevohoka 3mois mitery 13l/j
prix 30M fmg miady varotra

toerana Antsirabe
Contact 0382247821
Livraison Manerana ny Nosy

🐄 AMIDY 🐄Iza no Mbola tsy nahazo na koa maniry hiompyTena alefa mora ireto fa Mila vola maika         -Sada mainty( Robe...
27/10/2025

🐄 AMIDY 🐄
Iza no Mbola tsy nahazo na koa maniry hiompy

Tena alefa mora ireto fa Mila vola maika

-Sada mainty( Robe Noire)
-Bevohoka 7mois mbola mitery 10fa efa hajanona
-Salama tsara tsy misy olana
-Pic 22l

Prix Mp

-Sada Mena (Pie rouge)
-Bevohoka 5mois
-Mbola tanora tsara
-Salama tsara

Prix Mp

Tonga Dia miantso hoan'izay vonona

Toerana Antsirabe
Contact 0382247821
Livraison Manerana ny Nosy

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cabinet véto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share