Tsenanay

Tsenanay Meuble en mélamine, porte blindée, table, lingerie,....

20/06/2025
hey arrivages🏃🎉 Lany ilay izy teo dia betsaka ianareo no nihandry😄.   Vao arrivages tonga dia notohizana promotion 📢🎉✅ P...
20/06/2025

hey arrivages🏃🎉
Lany ilay izy teo dia betsaka ianareo no nihandry😄.
Vao arrivages tonga dia notohizana promotion 📢🎉

✅ Parfum Sakura et Coco.
✅ Manitra malefaka tsara kely nefa maharitra eny foana😍

☎️ 038 58 600 86
Tsenanay Ambodirotra Antsakaviro.

📢🎉💥Liquidation goavavana be zareo a,  ilay meuble nirianao be iny mihintsy.  Tongava malaky 🏃✅ Démontables et en mélamin...
19/06/2025

📢🎉💥Liquidation goavavana be zareo a, ilay meuble nirianao be iny mihintsy.
Tongava malaky 🏃

✅ Démontables et en mélamine.

☎️ 038 58 600 86
Tsenanay Ambodirotra Antsakaviro.

hey 😍 mbl dispo ato amnay foana ko ireto drap complet mahafatifaty reto zareo a.☺️ Tongava malaky de ndao hanaingo chamb...
16/06/2025

hey 😍
mbl dispo ato amnay foana ko ireto drap complet mahafatifaty reto zareo a.☺️
Tongava malaky de ndao hanaingo chambre😍🏃
✅ qualité coton.

☎️ 038 58 600 86
Tsenanay Ambodirotra Antsakaviro.

bonjour dhl😄elaela zay, misy vaovao be ry zareo a.  📢🎉 promotion be ny tapis ato amnay amzao.  ✅ qualité tsara be.  Ilai...
16/06/2025

bonjour dhl😄
elaela zay, misy vaovao be ry zareo a.
📢🎉 promotion be ny tapis ato amnay amzao.
✅ qualité tsara be.
Ilaina ny tapis amzao mangatsiaka be zao fa aza tara😉☺️

☎️ 038 58 600 86
Tsenanay Ambodirotra Antsakaviro.

Hey Salama daholo👋Tena efa mangatsika be mihintsy fa manaova mafana tsara ❄️☃Misy anreto mafana nefa mora  be reto ato a...
26/05/2025

Hey Salama daholo👋
Tena efa mangatsika be mihintsy fa manaova mafana tsara ❄️☃

Misy anreto mafana nefa mora be reto ato amnay fa tongava.
💥 30. 000ar no lafo ndrindra amreo
✅ SHEIN
mbola misy betsaka fa aza tara.

☎️038 58 600 86
Tsenanay Ambodirotra Antsakaviro.

Salama daholo indray o☺️ Mbola misy foana ry zareo ilay matelas mousse a,de malaky sao tara de miandry arrivage elaela n...
09/05/2025

Salama daholo indray o☺️
Mbola misy foana ry zareo ilay matelas mousse a,de malaky sao tara de miandry arrivage elaela ndrai 🏃

prix miankina am refiny ( Mora be😉)

☎️ 038 58 600 86
Ambodirotra Antsakaviro.

Salama daholoooo😍efa Tonga ndray ny Bailu an 🤩ny qualité tsy niova fa ny sachet no niova Noir ( ity Ary mbola tsara2 kok...
08/05/2025

Salama daholoooo😍

efa Tonga ndray ny Bailu an 🤩
ny qualité tsy niova fa ny sachet no niova Noir ( ity Ary mbola tsara2 kokoa) 😉
Tongava malaky sao tara 🏃

prix : 26 000 ar

☎️MP ou 0385860086
📍 Tsenanay Ambodirotra Antsakaviro

Salama daholo🥰Efa Manomboka mangatsiaka zao ny andro🥶Mbola misy foana ny bodofotsy sy ny couette🛌Pour 2 places ☎️Mp ou 0...
06/05/2025

Salama daholo🥰
Efa Manomboka mangatsiaka zao ny andro🥶

Mbola misy foana ny bodofotsy sy ny couette🛌
Pour 2 places

☎️Mp ou 0385860086
📍 Tsenanay Ambodirotra Antsakaviro

Kojakojako zareo aa😄🎉Aza adino fa misy kojakoja ilay tena ilaina ireny koa ato aminay an  Prix mora be hatrany💥☎️ 038 58...
03/05/2025

Kojakojako zareo aa😄🎉
Aza adino fa misy kojakoja ilay tena ilaina ireny koa ato aminay an
Prix mora be hatrany💥

☎️ 038 58 600 86
Ambodirotra Antsakaviro.

Address

Antsakaviro

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsenanay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tsenanay:

Share