24/04/2026
Nareo ve tsy leo be masoandro ? 👀☀️ manakona masoandro tsara ny ato amin'ny K-Blind 😉✨
Tsy izany ihany anefa fa misy +40 couleur afaka hisafidianana! 🌈🎨
Misy karazany anakiroa ny store ato aminay:
Store enrouleur jour et nuit : afaka réglèna tsara ny hazavana miditra ao an-trano 🌗👌
Store enrouleur occultant : manakona tanteraka, na midina na miakatra fotsiny 🌑🏠
Ka iza amin'ireo ary no safidinao? 😌🤔
🚀 Tongava haingana ety amin'ny K-Blind:
📍 Logipark Ambohibao (eo akaikin'ny station Total)
📞 Mifandraisa aminay:
💬 MP mivantana ato amin'ny pejy
📱 Téléphone & WhatsApp : 038 87 567 77
📧 Email : [email protected]