Ambelia Meubles : Vente en gros et détail

Ambelia Meubles : Vente en gros et détail Mivarotra entana isakarazany en gros sy en détail amin'ny vidiny mirary, natao indrindra ho an'ireo mbola hivarotra. Afaka mandefa amin'ny faritra

Mivarotra Meubles, Tapis, Décos tendance, manao livraison Tanà sy amin'ny faritra :


Vente en ligne de meubles et linges de maison :
⚡ Table basse et Table TV
⚡ Table à manger et chaises
⚡ Armoire, rangement, vaisselier
⚡ Tapis
⚡ Rideau
⚡ Plaid

Miala sasatra kely ny équipe Ambelia Meubles hatramin'ny 18 Août 🌊🌅Na izany aza, Miezaka mamaly ny Mp anareo sy mandray ...
10/08/2026

Miala sasatra kely ny équipe Ambelia Meubles hatramin'ny 18 Août 🌊🌅

Na izany aza, Miezaka mamaly ny Mp anareo sy mandray ny commande-nareo izahay fa somary elaela vao afaka mamaly tompoko 🙏

Mankasitraka 🥰

🥰 𝗛𝗼𝘂𝘀𝘀𝗲 𝗰𝗮𝗻𝗮𝗽𝗲́ 𝗽𝗮𝗰𝗸 𝟯,𝟮,𝟭 𝗽𝗹𝗮𝗰𝗲𝘀 🥰Efa tonga indray ireto housse tianareo be ireto an✨ Tissu extensible et lavable✨ Mis...
05/08/2026

🥰 𝗛𝗼𝘂𝘀𝘀𝗲 𝗰𝗮𝗻𝗮𝗽𝗲́ 𝗽𝗮𝗰𝗸 𝟯,𝟮,𝟭 𝗽𝗹𝗮𝗰𝗲𝘀 🥰
Efa tonga indray ireto housse tianareo be ireto an

✨ Tissu extensible et lavable
✨ Misy 1 place, 2 place, 3 place miaraka

Raha tsy tianao haloto ny canapé na efa tonta ny capitonnage dia ireto housse ireto miaro sy mamerina tsara be indray ny salon anao

🔥 𝗣𝗿𝗶𝘅 𝟭𝟳𝟬 𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿 𝗮𝘂 𝗹𝗶𝗲𝘂 𝗱𝗲 𝟮𝟬𝟬 𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿
Efa ataotsika promotion sahady 😍

⚠️STOCK LIMITÉ ⚠️

Livraison eto Tanà, mandefa amin'ny faritra

📞 034 06 343 98

Tena tianareo loatra ity table bureau ity 😍🔥 Etagère eo ambony afaka miala fa tsy fixe an, afaka ovaovaina ny toeranyEn ...
05/08/2026

Tena tianareo loatra ity table bureau ity 😍🔥

Etagère eo ambony afaka miala fa tsy fixe an, afaka ovaovaina ny toerany

En mélamine
Importé neuf sous carton
Dimension : 100 x 60 x H 110 cm avec étagère

Prix 330 000 Ar

🚚 Livraison sy montage eto Tanà
📦 Mandefa colis amin'ny faritra (carton)
Frais miankina amin'ny toerana

📞 034 06 343 98

Waoouuhh 😍 tsara anie oa ity table TV noir ity 🖤🖤Photo retour de notre cliente à Tamatave 🥰Mankasitraka foana anareo cli...
03/08/2026

Waoouuhh 😍 tsara anie oa ity table TV noir ity 🖤🖤
Photo retour de notre cliente à Tamatave 🥰

Mankasitraka foana anareo clients-nay, indrindra ny fahatokisanareo anay any amin'ny faritra 🙏

2 pièces sisa no dispo amin'io dia lany tanteraka ny stock, nefa ela be indray vao misy arrivage amin'io ⚠️

🚚 Livraison sy montage eto Tanà
📦 Mandefa colis any amin'ny faritra (carton)

📞 034 06 343 98

💛 Plaid double face + 2 housses taies d'oreillers 💛🌟 2 place 180 x 200 cm🌟 Jaune sisa no disponible 🔥 95 000 Ar prix pro...
03/08/2026

💛 Plaid double face + 2 housses taies d'oreillers 💛

🌟 2 place 180 x 200 cm
🌟 Jaune sisa no disponible

🔥 95 000 Ar prix promotion 🔥

Livraison eto Tanà, mandefa amin'ny faritra

📞 034 06 343 98

Livraison et installation table TV en rotin 📦📺Tsara be koa anie ity table TV ity 😍, misy couleur afa koa izy ty, ao amin...
01/08/2026

Livraison et installation table TV en rotin 📦📺

Tsara be koa anie ity table TV ity 😍, misy couleur afa koa izy ty, ao amin'ny commentaire ao ny sary 👇

Mankasitraka anareo clients-nay foana izahay 🙏🥰

Livraison sy montage eto Tanà
Mandefa colis amin'ny faritra

📞 034 06 343 98

🔥⚡ Destockage plaid polaire + 2 taies d'oreillers 🔥⚡ 117 000 Ar 😱☁️ Double face, matevina tsara☁️ 3 place, 200 x 230 cm☁...
30/07/2026

🔥⚡ Destockage plaid polaire + 2 taies d'oreillers 🔥⚡ 117 000 Ar 😱

☁️ Double face, matevina tsara
☁️ 3 place, 200 x 230 cm
☁️ Poids 2,7 kg
☁️ Malefaka be ny volony

Efa vitsivitsy ny stock an ⚠️
Promotion be 117 000 Ar au lieu de 140 000 Ar 🥰

🛵 Livraison eto Tanà, Mandefa amin'ny Faritra

📞 034 06 343 98

Anisan'ny livraison nataonay tamin'ny herinandro ity table TV ity 🚚📦Raha mila table kelikely ianao dia mety tsara mihint...
29/07/2026

Anisan'ny livraison nataonay tamin'ny herinandro ity table TV ity 🚚📦

Raha mila table kelikely ianao dia mety tsara mihintsy ity, mazaka TV hatramin'ny 50 pouces.

Dimension : 120 x 36 x H 65 cm
Prix 430 000 Ar

🚚 Livraison sy montage eto Tanà
📦 Mandefa colis amin'ny faritra (sous carton)
Frais de livraison miankina amin'ny toerana

📞 034 06 343 98

Table TV et table basse moderne et tendance ✨❤️Na kelikely na tena lehibe ny table tiadavinao dia ireto misy isakarazany...
29/07/2026

Table TV et table basse moderne et tendance ✨❤️

Na kelikely na tena lehibe ny table tiadavinao dia ireto misy isakarazany maro, afaka mifanaraka tsara amin'ny style rehetra

📦 Neuf, importé démontable sous carton
🚚 Disponible de suite pour livraison
Frais de livraison et montage varie selon le lieu

📞 034 06 343 98

😍 Cliente satisfaite 😍Table TV sy table basse indray ireto commande cliente-nay ireto, mahafaly ery mahazo an'izao messa...
26/07/2026

😍 Cliente satisfaite 😍

Table TV sy table basse indray ireto commande cliente-nay ireto, mahafaly ery mahazo an'izao message izao hoe tena afapo ianareo 🥰💖

Mankasitraka indrindra tompoko 🙏

Noir sisa no dispo amin'io table TV io
Table basse disponible en surface céramique ou vitrée

🚚 Livraison sy montage eto Tanà
📦 Mandefa colis amin'ny faritra
Frais de livraison miankina amin'ny toerana

📞 034 06 343 98

Address

Antananarivo

Telephone

+261326505864

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ambelia Meubles : Vente en gros et détail posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ambelia Meubles : Vente en gros et détail:

Shortcuts

Share

Category