26/11/2025
Trano M’Bika – Meubles en Melamine Premium
♡Atsangano amin’ny hakantony sy kalitao ny tranonao miaraka amin’ny meubles en melamine maoderina sy maharitra.
•Cuisine complet – tsara rafitra, vita milamina
• Armoire – be toerana, mirindra ary endrika maoderina
• Table basse – manampy hatsarana ao amin’ny salon
• Chaise – matanjaka, tsy mora simba, endrika tsara
Ny irak’i Trano M’Bika?
> Hanome endrika maoderina, madio ary premium ho an’ny tranonao.
📩 Mila sary, modely na devis ?
Manorata mivantana.
Trano M’Bika — Ny kalitao no maha-samihafa anay.