Service de livraison by Solohianta

Service de livraison by Solohianta Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Service de livraison by Solohianta, Antananarivo.

03/09/2026

Fromage Tiako

28/04/2026

Service de livraison by Solohianta

Miarahaba n'y panaraka n'y pejy 🩸  Afaka fotoana fohy dia hiverina n'y service tsika fa efa eto ampandamina azy mht isik...
26/04/2026

Miarahaba n'y panaraka n'y pejy 🩸
Afaka fotoana fohy dia hiverina n'y service tsika fa efa eto ampandamina azy mht isika sy ny ekipa rehetra

Misokatra am tontolon'ny livraison ho an tsika rehetra misehatra am vente en ligne

Afaka manantona anao uzahay ary afaka misahana ny entana rehetra ho livraine ‼️

Ireto ny conditions raha iaraka iasa aminay ianao:
Azo atoka tsara
Manolo zahay raha sendra very eny ampanaovana livraison ny entanao ‼️
Frais de récupération :raha miotra ny colis 3 no alaina dia 0Ar ny récupération
Mila atao mazava tsara ny coordonnées an'i client Ary azavaina mialoha am client raha sanatria misy défaut ny entana livrena .
Alefa mobile money ny payement ,n'y hariva ny livraison no manao rapport zahay an ♥️
Livreur efa voa hofana tsara ary Mananja client hatrany ny ato Amin tsika fa aza mataotra ianareo 🚶


Tsy ho ela dia alefako eto am pejy ny siege fa aza miala am page

Afaka miaraka Miasa maharitra isika fa Mp ary e

de livraison by Solohianta
☎️
🛵
-GsM #

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Service de livraison by Solohianta posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share