13/07/2023
📣Découvrez la performance musicale de D'Gary lors de la conférence sur "Le sens du sacré dans la tradition malgache" en vidéo. Appréciez son talent exceptionnel à la guitare acoustique et plongez-vous dans l'univers sonore riche de la musique malgache
🇲🇬Topazy maso ny horonantsary mirakitra ny fampisehoana ara-java-maneno nataon'i Randrianasolo Ernest D'Gary nandritra ny famelabelaran-kevitra momba NY HASINA.
Ankafizo ny talentany miavaka amin'ny gitara akostika ary mihanoha ny tontolon'ny mozika malagasy manan-karena