06/08/2026
Salama daholo ooo 👋❤️
Androany izahay eto amin’ny MateoTia SOFA dia faly sy feno fankasitrahana mizara aminareo ireo tenin’ny mpanjifa (retour clients) sy ny traikefa niainan’izy ireo niaraka taminay 🥰✨
Ao ambadik’ireo sary sy fanaka hitanareo dia tsy vokatra fotsiny no misy… fa tantara tena izy ❤️
Misy fianakaviana faly satria nahita indray ny hafalian’ny tranony, ary misy olona nahatsapa hoe: “ity mihitsy ilay fanaka nofinofiko hatrizay” 😍
Ny fahafalianareo sy ny fitokisanareo no manome hery anay hanohy hanatsara hatrany sy hanome ny tsara indrindra 🙏✨
Mbola maro ireo hafatra feno fitiavana sy fankasitrahana azonay isan’andro, ka hozarainay tsikelikely eto amin’ny pejy ihany 🥰
Ho anareo mbola mitady ilay fanaka tena mifanaraka aminareo:
✨ Aza avela ho sary fotsiny no hitarika anao…
Tongava mijery, mipetraha, tsapao ny fahazoana aina, ary fantaro ny fahasamihafana.
Satria ny fanaka dia tsy zavatra vidiana fotsiny… fa zavatra hiainana isan’andro ao an-tranonao ❤️🏡
📍Mety efa miandry anao ao amin’ny showroom Andavamamba ilay fanaka hanampy hanova ny tranonao ho toerana mafana sy mampahazo aina kokoa ✨
Indraindray, ny fahasambarana kely dia manomboka amin’ny safidy iray fotsiny… 🥰
Tongava mitsidika anay, jereo maso, ary avelao ny fonao no hisafidy ❤️
MateoTia Sofa — Ny kalitao sy ny fahazoana aina, amin’ny vidiny mifanaraka aminao. ✨
SARY TENA IZY DAHOLO (Photos réelles)