16/05/2026
🥹✨ Nostalgie kely…
Toy izao i Fashion's Gallery Mdg tamin’ny taona 2019 🤍👟👟
Tsy ity page ity akory tamin’izany fa ilay very tamin’ny décembre 2025 teo iny… nefa mbola eto foana isika 🤍
Raha mbola mitohy mitady ny tsara indrindra ho anareo izahay anio, dia noho ianareo manohana anay, ary indrindra noho ny Tompo tsy mandao 🙏✨
Merci d’avoir grandi avec nous depuis le début 🥰🫶