Miray fanaka

Miray fanaka Mandrafitra fanaka en pin traité 😍
0383646489
Lieu : Ampasapito Ambohimirary

Bonsoir daholo🥰, Dispo en promo 400.000ar avec livraison Tana ville 😊,(Mp) na 0383646489📞
26/04/2026

Bonsoir daholo🥰, Dispo en promo 400.000ar avec livraison Tana ville 😊,(Mp) na 0383646489📞

12/10/2025

Mes publications ont obtenu plus de 50 réactions la semaine dernière. Merci à tout le monde pour votre soutien ! 🎉

Dispo de suite 🥰,6places 450.000ar avec livraison Tana ville 😊Afaka manantona mijery mivantana mijery ny kalitao     Rah...
26/06/2025

Dispo de suite 🥰,6places 450.000ar avec livraison Tana ville 😊
Afaka manantona mijery mivantana mijery ny kalitao

Raha toa ka mahaliana anao (Mp) na ny 0383646489📞
Mankasitraka sahady oh ! 🙏

📢  À partir ny 450.000ar 🥰, avec livraison Tana ville ny 6places non vitré ato Miray fanaka 🎉, maro karazany azo hisafid...
30/05/2025

📢 À partir ny 450.000ar 🥰, avec livraison Tana ville ny 6places non vitré ato Miray fanaka 🎉, maro karazany azo hisafidianana, misy ny (4places ,6places, 8places eny hatramin'ny 12places ihany koa ,raha eo finition dia tena tsara maro ireo izay efa hafa -po❤, afaka manantona mivantana mihintsy mijery ny kalitao 😊

Koa raha misy mahaliana anao ary dia manasa anao 🙏handefa hafatra miafina (Mp) na miantso ny laharana 0383646489📞

Misaotra sahady 🙏😊

Eto zahay dia hisaotra manokana❤,amin'ny fahatokisanareo mpanjifa ny asanay 🎊,ny fahatokisanareo no anisan'ny tena mampi...
29/01/2025

Eto zahay dia hisaotra manokana❤,amin'ny fahatokisanareo mpanjifa ny asanay 🎊,ny fahatokisanareo no anisan'ny tena mampiroborobo ny asanay, ka hoanareo izay efa nanjifa tato aminay dia misaotra tompoko🙏
Dia mirary soa ihany koa izay sahanintsika tsirairay avy 🥰

Mandalo indray ny dispo 🥰, table à manger semi vitré, à partir ny 700.000ar avec livraison Tana ville ny 6places vitré,a...
27/01/2025

Mandalo indray ny dispo 🥰, table à manger semi vitré, à partir ny 700.000ar avec livraison Tana ville ny 6places vitré,arakaraka ny modèle, bois massif doholo 😊,ny tena tsara manantona mivantana raha toa ka misy fisalasalana fa ho haf_po ianao ❤

Raha toa ka misy mahaliana anao ary, manasa anao andefa hafatra miafina (Mp) na miantso ny laharana 0383646489📞
Misaotra sahady ❤

Mandalo indray ary ny dispo 🥰, 6places vitré (700.000ar) sy 8places vitré (800.000ar) avec livraison Tana ville 😊, Kalit...
21/01/2025

Mandalo indray ary ny dispo 🥰, 6places vitré (700.000ar) sy 8places vitré (800.000ar) avec livraison Tana ville 😊, Kalitao tsara ny entana 😍

Afaka manantona mivantana mijery ny kalitao ny asa😊, tongava fa ho rahisinay am_pitiavana be ianao ❤

Koa raha mahaliana anao ary manasa anao andefa hafatra miafina (Mp) na miantso ny laharana 0383646489📞

Dispo de suite 🥰, à partir ny 450.000ar avec livraison Tana ville 6places non vitré ,afaka mandalo mijery mivantana mije...
12/01/2025

Dispo de suite 🥰, à partir ny 450.000ar avec livraison Tana ville 6places non vitré ,afaka mandalo mijery mivantana mijery ny kalitao ny asa ianao ra ohatra ka misalasala sary 😊

Koa raha misy mahaliana anao ary manasa anao andefa Mp na miantso ny laharana 0383646489📞

Mankasitraka foana  🎉
08/01/2025

Mankasitraka foana 🎉

  ❤ dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona🎉 2025🎉,ho tahom_pahombiazana sy ho feno ny fitahin'ilay❤ Naha...
01/01/2025

❤ dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona🎉 2025🎉,ho tahom_pahombiazana sy ho feno ny fitahin'ilay❤ Nahary ❤ anie ity taona ity 😊

Misaotra ihany koa hon'ireo izay efa nanjifa 🙏nametraka fitokisana anay t@ iny taona lasa iny ❤
Ho antsika izay mbola tsy nahazo table à manger dia mbola mitohy ny promotion volana Janoary ity 😊,à partir ny 450.000ar avec livraison Tana ville ny 6places non vitré

Koa raha misy mahaliana anao ary modèle reo, manasa anao andefa (Mp) na miantso ny laharana 0383646489📞

Dispo de suite 🥰 6places ,8places ,afaka tonga dia manantona  mivantana mijery ny kalitao ny asa ,manana safidy tsara hi...
28/12/2024

Dispo de suite 🥰 6places ,8places ,afaka tonga dia manantona mivantana mijery ny kalitao ny asa ,manana safidy tsara hianao satria maro karazany ny modely 😍

À partir ny 700.000ar avec livraison Tana ville ny 6places vitré, koa raha mahaliana anao ary dia manasa anao andefa hafatra miafina (Mp) na miantso ny laharana (0383646489)📞 fa ho rahisanay am_pitiavana be hianao ❤
Misaotra sahady amin'ny fahatokisana oh ! 😊

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miray fanaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category