Mada Prestige

Mada Prestige Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mada Prestige, N1, Antananarivo.

02/06/2026

‎🏗️Alohan'ny hananganana trano dia tsara raha manaraka ireto dingana lehibe ireto:🔑🔑🔑
‎
‎1️⃣. Famaritana ny tetikasa (Projet)🏘️
‎- Inona ny karazana trano tianao (tokantrano, rihana 1 na 2 na maromaro, sns.).
‎- Faritana ny isan'ny efitra sy ny haben'ny trano.
‎- Farito ny teti-bola anananao (budget)
‎
‎2️⃣. Fidinana ifotony ny toerana hananganana (descente de lieux)
‎- Ahitana ny toetry ny tany (mafy sa malemy, misy rano miangona ve, sns.).
‎- Ahafantarana ny fetran'ny tany (délimitation)
‎- Ahitana ny refy, ny fitodiky ny trano kasaina ho atao,
‎
‎3️⃣. Fanamboarana planina🖥️ (plan)
‎- Ahitana ny refy sy ny fandaminana anatiny.
‎- Ahitana ny filanao izay miankina teti-bolanao
‎
‎4️⃣. Fanadihadiana ara-teknika (Etude)🧠
‎- Raha trano lehibe dia ilaina ny étude de sol mba hamaritana ny karazana fototra (fondation) mety.
‎- Kajio ny rafitra hitondra ny lanjan'ny trano (Calcul des structures)
‎
‎
‎5️⃣. Fahazoan-dalana hanorina (permis de construire)
‎Makà fahazoan-dalana hanorina raha takian'ny kaominina na ny manampahefana eo an-toerana.
‎
‎6️⃣. Fanomanana ny tetibola (Devis)
‎- Ahitana ny fitaovana lany (Simenitra, Fasika, Vato, Biriky, Vy, Tafo, sns...)
‎- Ahitana ny Karaman'ny mpiasa
‎
‎💡Tsara raha asiana vola fiomanana fanampiny (10% hatramin'ny 20%) raha misy fandaniana tsy nampoizina.

Address

N1
Antananarivo
101

Telephone

+261343123027

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mada Prestige posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mada Prestige:

Shortcuts

Share