MTB Meuble et Déco

MTB Meuble et Déco Nous sommes spécialisée dans les maintenances et travaux des bâtiments (ménuiserie, soudure électrique, électricité, plomberie, etc…)

Miarahaba antsika indray o!Misaotra foana nanjifa ny asa tananay tompoko!Mbola mandray commande hatrany izahay!Contact:0...
28/08/2026

Miarahaba antsika indray o!
Misaotra foana nanjifa ny asa tananay tompoko!
Mbola mandray commande hatrany izahay!
Contact:0346667601
Whatsapp:0346667601

Mbola mandray commande hatrany izahay tompokoContact:0346667601Whatsapp: 0346667601
23/07/2026

Mbola mandray commande hatrany izahay tompoko
Contact:0346667601
Whatsapp: 0346667601

✨ Miarahaba antsika rehetra!Elaela izay no tsy nizara ny zava-bitanay, koa indro ary ny iray amin’ireo réalisations fara...
18/07/2026

✨ Miarahaba antsika rehetra!

Elaela izay no tsy nizara ny zava-bitanay, koa indro ary ny iray amin’ireo réalisations farany.

📸 Sary 1 : Modèle (référence)
📸 Sary 2 : Asa vita tanana nataon’ny ekipanay.

Mankasitraka hatrany ny fitokisanareo. 😊

🪵 Mbola mandray commande izahay ho an’ny fanamboarana fanaka sy asa hazo mifanaraka amin’ny filanareo.

📞 Antsoy izahay: 034 66 676 01
💬 WhatsApp: 034 66 676 01

Armoire en plaque industrielle indray!Mankasitraka foana tompoko!Mbola mandray commande hatrany izahay!Contact:034666760...
07/05/2026

Armoire en plaque industrielle indray!
Mankasitraka foana tompoko!
Mbola mandray commande hatrany izahay!
Contact:0346667601!
Whatsapp:0346667601

Miarahaba antsika indray o! Mbola mandray commande hatrany izahay tompoko!Contact:0346667601
13/04/2026

Miarahaba antsika indray o! Mbola mandray commande hatrany izahay tompoko!
Contact:0346667601

05/04/2026
📢📢 Fihenam-bidy Raha tanteraka izany ity diaho lasa 1️⃣2️⃣5️⃣0️⃣ ariary ny kesika mora indrindra ato aminay 😉
19/03/2026

📢📢 Fihenam-bidy

Raha tanteraka izany ity diaho lasa 1️⃣2️⃣5️⃣0️⃣ ariary ny kesika mora indrindra ato aminay 😉

Miarahaba antsika indray o!Armoire en caissons! Afaka atao loko izay mety aminareo hatranySur commande hatranyContact:03...
23/02/2026

Miarahaba antsika indray o!
Armoire en caissons! Afaka atao loko izay mety aminareo hatrany
Sur commande hatrany
Contact:0346667601

Miarahaba antsika indray! Étagère grecque! Mankasitraka foana tompoko!Photo 1: modèle Photo 2: asa tananayMbola mandray ...
20/02/2026

Miarahaba antsika indray! Étagère grecque! Mankasitraka foana tompoko!
Photo 1: modèle
Photo 2: asa tananay
Mbola mandray commande hatrany izahay tompoko

Miarahaba antsika indray o!Misaotra foana nanjifa tompoko!Mbola mandray commande hatrany izahay a!Aza misalasala mandefa...
11/02/2026

Miarahaba antsika indray o!
Misaotra foana nanjifa tompoko!
Mbola mandray commande hatrany izahay a!
Aza misalasala mandefa message na ihany koa miantso:0346667601😀😀

Address

Ifarihy
Ankaraobato
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MTB Meuble et Déco posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to MTB Meuble et Déco:

Shortcuts

Share

Category