Infinix Mobile

Infinix Mobile Infinix s’engage à mettre au point des technologies de pointe et des appareils mobiles dynamiques à la mode pour créer des expériences de vie intelligentes

03/08/2026

Aona moa izany isika mpankafy infinix raha tsy nisy ny smartphone infinix ? 🤣🤣

Un sac, vos essentiels… et le HOT 60i pour tout capturer. 📸💜Et vous, il vous accompagne où aujourd'hui ? 👇
03/08/2026

Un sac, vos essentiels… et le HOT 60i pour tout capturer. 📸💜
Et vous, il vous accompagne où aujourd'hui ? 👇

Efa miditra volana vaovao izao isika fa mba soloy vaovao ihany koa ny finday.🫣🤣SMART10 : 390.000Ar ny 64go/490.000ar ny ...
01/08/2026

Efa miditra volana vaovao izao isika fa mba soloy vaovao ihany koa ny finday.🫣🤣

SMART10 :
390.000Ar ny 64go/490.000ar ny 128go.

🫵Batterie tena mateza 5000mAh
🫵Android15
🫵Reseaux 4.5G
🫵Ecran 6.7"HD+ 120Hz
📌Garantie 12 mois
📱 0348750991

Tageo ilay namanao tena mendrika ity finday ity,miaraka amin'ilay tanana mahafatifaty be.🙏🤗🤗HOT60i dia tsy natao hoe fin...
31/07/2026

Tageo ilay namanao tena mendrika ity finday ity,miaraka amin'ilay tanana mahafatifaty be.🙏🤗🤗

HOT60i dia tsy natao hoe finday fotsiny ihany fa natao ho accessoires miaraka aminao isanandro.

31/07/2026

/
Safidio izay mety aminao.☺️🙏

Ny infinix NOTE50 no infinix voalohany vita  (ultra-résistant ArmorAlloy) sy aluminium(qualité aérospatiale)tena hoe tsa...
30/07/2026

Ny infinix NOTE50 no infinix voalohany vita (ultra-résistant ArmorAlloy) sy aluminium(qualité aérospatiale)tena hoe tsara kalitao.
Izay no mahatonga ny vatany tena hoe mafy sy misarika maso rehefa jerena.

Mety amin'ny olona rehetra izy ity na lehibe na ankizy.Tsotsotra fa mahavita ampy anao amin'ny tokony ilaivana azy andav...
29/07/2026

Mety amin'ny olona rehetra izy ity na lehibe na ankizy.
Tsotsotra fa mahavita ampy anao amin'ny tokony ilaivana azy andavanandro.

🙏Batterie 5000mAh
🙏Android15
🙏Resistance IP64
🙏 Efa misy ultra link anaovana appel gratuit.

Maninona moa raha ianao no mitazona ity HOT60i ity.☺️💜🙏Tsara sary sady tsara batterie,   12 volana.Couleur miavaka ny an...
29/07/2026

Maninona moa raha ianao no mitazona ity HOT60i ity.☺️💜🙏

Tsara sary sady tsara batterie, 12 volana.
Couleur miavaka ny an'ny rehetra.

Rehefa vacance otran'izao no tena ilana finday miharitra batterie sy tsara camera,ho entinao mandehandeha mandritry ny t...
28/07/2026

Rehefa vacance otran'izao no tena ilana finday miharitra batterie sy tsara camera,ho entinao mandehandeha mandritry ny tontolo andro.

Afaka manome izany hoe anao ny infinix HOT60i

Iza avy no efa any ampanaovana vacance ? Manana ity loko violet 💜 ity isika ho anareo ilay nitady.Tsy manana be dia be f...
28/07/2026

Iza avy no efa any ampanaovana vacance ?

Manana ity loko violet 💜 ity isika ho anareo ilay nitady.
Tsy manana be dia be fa vitsivitsy ihany.🫣

Address

Ambondrona

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261348750991

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Infinix Mobile posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share