Joli Meuble

Joli Meuble Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Joli Meuble, Furniture shop, Lot 35. 359 Ambalabako, Ambatondrazaka.

Izahay dia mpanao fanaka vita amin'ny hazo, matihanina ary mahatafavoaka izay modèle tadiavinao sy irinao.

🎗Safidio ny kanto sy mateza✨

📦 Mandray commande en ligne.
📍 Manao livraison.
📳034.76.894.52

Table télé disponible de suite.Afaka manao livraison. 034.76.894.52
13/05/2026

Table télé disponible de suite.
Afaka manao livraison. 034.76.894.52

Disponible de suiteTable Tv 390 000arTable de chevet 160 000arAfaka jerena mivantana, afaka tonga dia livrena.Mp na mian...
09/05/2026

Disponible de suite
Table Tv 390 000ar
Table de chevet 160 000ar
Afaka jerena mivantana, afaka tonga dia livrena.
Mp na miantso 034.76.894.52

Retour mamy kely vao maraina avy amin'ity Madama avy ao Tanà efa mpaka entana ato aminay ity.Merci beaucoup aki 💕
05/05/2026

Retour mamy kely vao maraina avy amin'ity Madama avy ao Tanà efa mpaka entana ato aminay ity.
Merci beaucoup aki 💕

Iza daholo ilay nitady table de nuit ireny ?Misy indray ireto, afaka mandeha tsirairay fa tsy voatery paire. Refy lehibe...
02/05/2026

Iza daholo ilay nitady table de nuit ireny ?
Misy indray ireto, afaka mandeha tsirairay fa tsy voatery paire. Refy lehibe. 034.76.894.52

Misy disponible indray rahampitso ho an'izay mila fa ity aloha efa réservée. Prix 390 000 Ar.
28/04/2026

Misy disponible indray rahampitso ho an'izay mila fa ity aloha efa réservée. Prix 390 000 Ar.

Alamintsika tsara amin'izay ny service de livraison ho anareo client rehetra any Tamatave, Vatomandry, Ampasimbe, Bricka...
27/04/2026

Alamintsika tsara amin'izay ny service de livraison ho anareo client rehetra any Tamatave, Vatomandry, Ampasimbe, Brickaville, Moramanga, sns... fa na izahay mpandefa na ianareo andefasana dia samy mitaintaina be daholo mandrapatongan'ny entana. Lasa mampiroaroa saina !

Isaorana ny Tompo aloha fa tsy mbola entana very na simba atreto fa dia tonga soa aman-tsara foana na misy fahatarana 5 à 24h eo aza ny fahatongavany. Izahay moa dia mampiseho fahamatorana foana rehefa anankinanareo ny commande-nareo. Ireo efa mpanjifa ato aminay dia efa mahalala izany tsara.

Misaotra anareo mahatoky anay foana.

Ty fandriana ty mbola tsy nalefako teto avy fa nalefanay Mp tamin'ny client fotsiny, tonga de vendu ✅😁Ho anareo ilay nia...
26/04/2026

Ty fandriana ty mbola tsy nalefako teto avy fa nalefanay Mp tamin'ny client fotsiny, tonga de vendu ✅😁
Ho anareo ilay niandry ireny, sur commande indray aloha izay mila ohatr'izao fa tsy manana disponible intsony ity.
Mp amin'i Jo Harisoa admin page Joli Meuble
Na miantso 034.76.894.52

Superposé malok'ila palissandre matevina be.Disponible de suite.Prix 1.300.000ar.Contact 034.76.894.52.
21/04/2026

Superposé malok'ila palissandre matevina be.
Disponible de suite.
Prix 1.300.000ar.
Contact 034.76.894.52.

Table à manger pour 6 personnes.Prix 1.500.000 Ar.Afaka manao livraison n'aiza n'aiza misy anao eto Madagascar. 034.76.8...
20/04/2026

Table à manger pour 6 personnes.
Prix 1.500.000 Ar.
Afaka manao livraison n'aiza n'aiza misy anao eto Madagascar. 034.76.894.52

Dimension :Hauteur 1m85Longueur 1mCôtés 50 cmPrix 650 000arBois palissandre ivelany, hazo ala anatiny.⛔ Tsy miantoka fit...
18/04/2026

Dimension :
Hauteur 1m85
Longueur 1m
Côtés 50 cm
Prix 650 000ar
Bois palissandre ivelany, hazo ala anatiny.
⛔ Tsy miantoka fitaratra⛔

18/04/2026

📢 ℛ𝓎 𝓂𝓅𝒶𝓃𝒿𝒾𝒻𝒶 𝒽𝒶𝒿𝒶𝒾𝓃𝒶,

Raha hividy na hampanamboatra fanaka ato aminay, dia ireto ny conditions anay tompoko :

✅ Entana disponible : azo jerena mivantana raha entana efa vonona no jifainao. Raha lavitra no misy anao, dia afaka manao appel messenger isika mba hisian'ny fifampitokisana.

✅ Commande :
💞Mila mametraka 50% ho an'ny acompte mba ho confirmation an'ny commande-nao→rehefa voarainay ny vola dia manomboka ny asa fanamborana ny entanao.
💞Ny 50% ambiny kosa dia omenao rehefa manao récupération na alohan'ny livraison.

👉🏼Raha lavitra no misy anao, afaka manao appel vidéo rehefa hijery ilay entana rehefa vita, ary atao par Mvola na Orange Money ny paiement. Mila mandefa capture d'écran kosa anefa ho porofo rehefa lasa ny vola.

✅ REHEFA VOARAINAY NY VOLA DIA TSY MAINTSY LASA NY ENTANAO !

NB : Ny cash point tompoko tsy mamafa historique de transaction izany mihintsy. Noho izany, azo verifiena tsara ireny !

Misaotra antsika rehetra amin’ny fiaraha-miasa.
Misaotra antsika rehetra amin’ny fifampitokisana.

Ny numéro azahoana anay sy ny numéro anaovana ny paiement dia ireto 2 ireto ihany :
034.76.894.52
037.49.853.10

🎯 𝑹𝒆𝒕𝒐𝒖𝒓 𝒄𝒍𝒊𝒆𝒏𝒕 𝒆𝒏 𝒄𝒐𝒎𝒎𝒆𝒏𝒕𝒂𝒊𝒓𝒆 👇🏿👇🏿

Mankasitraka tompoko !

Address

Lot 35. 359 Ambalabako
Ambatondrazaka
503

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Joli Meuble posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category